Auvicom de Madagascar

Auvicom de Madagascar **Auvicom de Madagascar** est un prestataire événementiel reconnu pour son expertise dans l'organisation d'événements de qualité.

Spécialisée dans l'art culinaire, l'entreprise offre des solutions adaptées pour toute événements
☎️0346876214/0346368654

03/09/2026
03/09/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Miora Hanitriniaina, Julio, Fandresena Fanantenana, Sam Sam

🎁 MANAO RÉSERVATION = MAHAZO CADEAU!🎁Mitady 💥Service Traiteur💥 ho an’ny lanonana, mariage, anniversaire, réception na év...
31/08/2026

🎁 MANAO RÉSERVATION = MAHAZO CADEAU!🎁

Mitady 💥Service Traiteur💥 ho an’ny lanonana, mariage, anniversaire, réception na événement manokana ve ianao? 🍽️✨

👉 Manao 🎉réservation🎉 aminay ianao dia mahazo cadeau💯! 🎁

📸 Ary misy service photographe ihany koa hanangonana sy hitahirizana ireo fotoana sarobidy amin’ny hetsikao.

🍽️ Service Traiteur
📸 Photographe
🎁 Cadeau ho an’izay manao réservation

📞 Réservez dès maintenant ary aza avela handalo fotsiny ny fotoana! ❤️

Votre événement, notre savoir-faire ! ✨

🎁✨ PROMOTION SPÉCIALE CHEZ AUVICOM DE MADAGASCAR!✨🎁Mankasitraka ny fitokisanareo anay hatrany, ka manana surprise manoka...
29/08/2026

🎁✨ PROMOTION SPÉCIALE CHEZ AUVICOM DE MADAGASCAR!✨🎁

Mankasitraka ny fitokisanareo anay hatrany, ka manana surprise manokana ho anareo izahay! 🥰

Aza adino ny manao partage ny pejy.

📅 Manomboka ny volana Septembre ka hatramin'ny Décembre, izay rehetra manao réservation amin'ny service traiteur AUVICOM DE MADAGASCAR dia hahazo CADEAU MAIMAIM-POANA! 🎉🎊

🎁 Ny cadeau azonao :
👕 Tee-shirt
👜 Pochette

Aza tara ary! ⏳ Manaova réservation dieny izao dia ankafizo ny service traiteur matsiro sy kalitao miaraka amin'ny cadeau manokana avy aminay ❤️

🍽️ AUVICOM DE MADAGASCAR – Ny lanonanao, karakarainay am-pitiavana!

📞 Mifandraisa aminay raha mila fanazavana na hanao réservation.

✨ Septembre – Décembre : Réservez, profitez et recevez vos cadeaux ! 🎁

Mbola hoavy koa ny anareo 💥 Mpanaraka ny Pejy fa araha hatrany 👊🙏.

🎉 SERVICE TRAITEUR – SAKAFO MATSIRO, LANONANA TSY HAY HADINO!🍽️✨Manana lanonana ve ianao? 🎊Na mariage 💍, anniversaire 🎂,...
29/08/2026

🎉 SERVICE TRAITEUR – SAKAFO MATSIRO, LANONANA TSY HAY HADINO!🍽️✨

Manana lanonana ve ianao? 🎊
Na mariage 💍, anniversaire 🎂, baptême, réunion, fety isan-karazany... dia avelao izahay hikarakara ny sakafo! 😍

🍴 Manolotra izahay :
✅ Menu servi
✅ Buffet
✅ Cocktail de bienvenue 🍹
✅ Sakafo matsiro sy voakarakara tsara
✅ Vidiny mirary ary mifanaraka amin'ny teti-bolanao 💰
🎁 Promotion manokana koa miandry anao!

📞 Mifandraisa aminay dieny izao raha mila fanazavana na réservation!

Ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehanay ❤️
✨ Service tsara, sakafo matsiro, vidiny mirary!

🚨 Eee eee eee Aty foana hoa ny Maso 🚨  💥😍 GRAND PROMOTION 🎉Ireto ny ao anatin'ilay Menu 4 servi :            Ireto dahol...
25/08/2026

🚨 Eee eee eee Aty foana hoa ny Maso 🚨
💥😍 GRAND PROMOTION 🎉

Ireto ny ao anatin'ilay Menu 4 servi :

Ireto daholo ny prestation anay :
💥 4 Menu s❤️ Entrée Froide

❤️ Entrée Chaude
❤️ Résistance ( 2 choix )
❤️ Dessert
❤️ Boisson (Star, eau mineral, naturel)
❤️ Serveur
Ireto ny prestation :
--- 70 à 149 personne : 23 000 Ar
--- 150 personne et plus : 21 000 Ar

💥Cocktail de bienvenue : 7 000Ar Par personne
💥Gateaux : 4 000 Ar
💥Buffet : 45 000Ar à 55 000Ar

Pour toute réservation ou information, contactez-nous au ☎️ :
--- Contact : 034 63 686 54
--- WhatsApp:+261 34 63 686 54

✨ MITADY SERVICE TRAITEUR VE IANAO? 🍽️🎉Manana lanonana, mariazy, tsingerintaona, batisa, na fety manokana ve ianao? 🎊👉 A...
25/08/2026

✨ MITADY SERVICE TRAITEUR VE IANAO? 🍽️🎉

Manana lanonana, mariazy, tsingerintaona, batisa, na fety manokana ve ianao? 🎊

👉 Avelao izahay hikarakara ny sakafo!

🍛 Sakafo matsiro sy voakarakara tsara
🥗 Menu isan-karazany araka ny safidinao
🎂 Ho an'ny lanonana madinika sy lehibe
🚗 Afaka mandeha any amin'ny Faritra

📞 Mifandraisa aminay dieny izao raha mila fanazavana na manao réservation!
contact : 034 63 686 54
Service Traiteur – Ny fahafaham-ponao no laharam-pahamehanay! ❤️🍽️

Toujours Manja foana miaraka aminay ♥️Ianareo sisa no andrasana.Efa vitsivitsy ny daty tompoko.
22/08/2026

Toujours Manja foana miaraka aminay ♥️
Ianareo sisa no andrasana.
Efa vitsivitsy ny daty tompoko.

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Auvicom de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Auvicom de Madagascar:

Shortcuts

Share