Boaiza Mikiry Photography II

Boaiza Mikiry Photography II Ce que j'aime avec la photographie, elle capture un moment disparu à jamais, impossible à reproduire

𝐖𝐞𝐝𝐝𝐢𝐧𝐠 𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 ❤️ 𝐌𝐀𝐑𝐈𝐋𝐘𝐒Nous avons eu la chance d’être à leurs côtés pour immortaliser leurs fiançailles… et lorsque l...
24/08/2026

𝐖𝐞𝐝𝐝𝐢𝐧𝐠 𝐒𝐈𝐓𝐑𝐀𝐊𝐀 ❤️ 𝐌𝐀𝐑𝐈𝐋𝐘𝐒

Nous avons eu la chance d’être à leurs côtés pour immortaliser leurs fiançailles… et lorsque le grand jour est arrivé, c’est encore nous qu’ils ont choisis pour raconter leur mariage en images. 📸💍

Pour nous, ce n’est pas simplement une prestation. C’est avant tout une preuve de confiance et une belle reconnaissance de notre travail. ❤️

📸 Team Rva Boaiza Mikiry

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟒 - 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝑴𝒑𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒚Ity no fotoan-dehibe: Fanokanana Mpiandry. 🙏✨Miisa 613 izy ireo tam...
13/08/2026

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟒 - 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️
𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝑴𝒑𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒚

Ity no fotoan-dehibe: Fanokanana Mpiandry. 🙏✨

Miisa 613 izy ireo tamin’ity andiany ity, ary mitondra ny anarana hoe “𝑴𝒑𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒚 𝑴𝑨𝑴𝑷𝑰𝑶𝑵𝑶𝑵𝑨”.

Ndao hotantaraina an-tsary indray ny fotoana mamy niainana tamin’izao fotoana manan-danja izao. 📸🙏

Aza adinoina manaraka ny pejy 👍

📸Sary: BOAIZA Mikiry

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟑-  𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️Ry zareo Mpiomana ho Tokanana no manatanteraka azy ity, izany hoe ry zareo mihitsy no ...
12/08/2026

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟑- 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️
Ry zareo Mpiomana ho Tokanana no manatanteraka azy ity, izany hoe ry zareo mihitsy no tompon’andraikitra amin’ny fakana rano sy fanasana tongotra.

Ny Mpiomana lehilahy dia manasa ny tongotry ny lehilahy, ary ny Mpiomana vehivavy kosa manasa ny tongotry ny vehivavy.

Jaona 13:14 “Koa raha Izaho Tompo sy Mpampianatra aza no nanasa ny tongotrareo, dia ianareo kosa tokony hifanasa tongotra.”

Jaona 13:1–17 Jesosy nanasa ny tongotry ny mpianany.

Aza adinoina ny manaraka ny pejy 👍🏾, mba tsy ho diso anjara amin’ireo sary sy tantara mbola hozaraina eto. 🙏🏾

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟐 -  𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️Ny zavatra hitako nandritra ireto fotoana ireto indray no tantaraiko an-tsary anio. A...
09/08/2026

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟐 - 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️
Ny zavatra hitako nandritra ireto fotoana ireto indray no tantaraiko an-tsary anio. Asa sy Fampaherezana, Fandraisana ny fanasan'ny Tompo ary misy ihany koa ireo olona mandeha manao fitokanam-bavaka.
Aza adinoina ny manaraka ny pejy 👍🏾, mba tsy ho diso anjara amin’ireo sary sy tantara mbola hozaraina eto. 🙏🏾

📸 Sary : BOAIZA Mikiry

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟏 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️𝑨𝒏𝒌𝒂𝒓𝒂𝒎𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂 dia ilay Tobilehibe iray ao amin’ny faritr’i Manakara, Fitovinany, any atsi...
07/08/2026

𝑷𝒂𝒓𝒕 𝟏 𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑴𝑨𝑳𝑨𝒁𝑨 - 𝟖𝟓 𝑻𝒂𝒐𝒏𝒂⛪️
𝑨𝒏𝒌𝒂𝒓𝒂𝒎𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂 dia ilay Tobilehibe iray ao amin’ny faritr’i Manakara, Fitovinany, any atsimo-atsinanan’i Madagasikara. Izy dia iray amin’ireo Tobilehibe 4 lehibe an’ny Fifohazana eto Madagasikara, miaraka amin’i Soatanana, Manolotrony ary Farihimena.

Ho tantaraiko an-tsary aminareo ireo fotoana mamy, ireo fahatsiarovana tsy hay hadinoina ary ireo zava-niainana nandritra ny fotoana niainana tany Ankaramalaza. 📸❤️

Fa mialoha izany, aza adino ny manaraka ny pejy 👍🏾, mba tsy ho diso anjara amin’ireo sary sy tantara mbola hozaraina eto. 🙏🏾

Isaky ny sary no misy ny fanazavana azy 📸🙏

Ankaramalaza… fahatsiarovana maro, tantara maro, ary fotoana tsy hay hadinoina. ❤️📸

𝐓𝐨𝐛𝐢𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 ♥️🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
29/07/2026

𝐓𝐨𝐛𝐢𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔 ♥️
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

𝑾𝒆𝒅𝒅𝒊𝒏𝒈 𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 & 𝑵𝑱𝑨𝑹𝑨 ❤️💐 Quand l'amour devient un souvenir éternel.📸Boaiza Mikiry
12/07/2026

𝑾𝒆𝒅𝒅𝒊𝒏𝒈 𝑺𝑰𝑻𝑹𝑨𝑲𝑨 & 𝑵𝑱𝑨𝑹𝑨
❤️💐 Quand l'amour devient un souvenir éternel.

📸Boaiza Mikiry

Fa mafinaritra foana ny fakana sary amin'ny toerana miala kely amin'ny mahazatra toa izao 🥰❤️📸 Boaiza Mikiry Photography
26/06/2026

Fa mafinaritra foana ny fakana sary amin'ny toerana miala kely amin'ny mahazatra toa izao 🥰❤️

📸 Boaiza Mikiry Photography

💍❤️ 𝑭𝒊𝒂𝒏ç𝒂𝒊𝒍𝒍𝒆𝒔 𝑵𝑨𝑴𝑷𝑰𝑶𝑵𝑶𝑵𝑨 ❤️ 𝑵𝑬𝑲𝑬𝑵𝑨 ❤️💍📌Araho foan any pejy 💪Jereo ato ny vidéo 👉 : https://www.facebook.com/reel/14937...
21/06/2026

💍❤️ 𝑭𝒊𝒂𝒏ç𝒂𝒊𝒍𝒍𝒆𝒔 𝑵𝑨𝑴𝑷𝑰𝑶𝑵𝑶𝑵𝑨 ❤️ 𝑵𝑬𝑲𝑬𝑵𝑨 ❤️💍
📌Araho foan any pejy 💪

Jereo ato ny vidéo 👉 : https://www.facebook.com/reel/1493754309161910

Niova tontolo kely indray izahay tamin’ity fotoana manokana ity, no iarahana makasary nosafidiana teto. Vonona hatrany ny hanasongadina sy hitahiry an-tsary ireo fotoana mamy sy tsy hay hadinoina amin’ny fiainanareo roa.



📸Boaiza Mikiry Photography II

19/06/2026

💍❤️ Fangataham-bady NAMPIONONA & NEKENA ❤️💍

Tany amin’ny kaominina Mandiavato, Faritra Miarinarivo no nanatanterahana ity fangataham-bady kanto sy feno hasambarana ity. 🏡❤️

Rehefa tapaka ny hevitra hamoaka andra-zazavavy, dia nisafidy ny hiverina sy hanatanteraka izany tany an-tanàna mihitsy ny fianakaviana, ho fanomezam-boninahitra ny fomban-drazana sy ny fototra niaviany. 🤝🌿

Fotoana feno hafaliana ery no niainan’ny rehetra nandritra ity lanonana ity. 💖😊

📸 Tsy ho ela dia havoaka ato amin’ny pejy ireo sary mirakitra tsy hay hadinoina nandritra izany.

👉 Aza adinoina ny manaraka ny pejy

📸: Team Boaiza Mikiry

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Telephone

+261348940484

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Boaiza Mikiry Photography II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Boaiza Mikiry Photography II:

Shortcuts

Share

Category