08/09/2026
📍Masque peel off pour Point noir📍
Sady mampiasa ilay masque faciale no mampiasa an’ity tonga dia😍😍
🌷Tube de 60 g
🌷Ar 10.000 seulement
Indray isan-kerinandro no mampiasa azy dia afaka atao eny @ faritry ny tarehy misy point noir rehetra🥹tsy eo @ orona ihany
🚚Expédition partout à Madagasikara