11/11/2026
📸 Santionany amin'ireo sary efa vita sy nalefanareo anay ireto! ❤️
Mbola mandray commande hatrany izahay, ary ireto ny tolotra misy:
🖼️ 112 PHOTOS – 7 × 5 cm : 15.000 Ar
🖼️ 104 PHOTOS – 10 × 7 cm : 20.000 Ar
🖼️ 100 PHOTOS– 15 × 10 cm : 30.000 Ar
📩 Fomba fandefasana sary
Alefaso amin'ny alalan'ny Messenger, WhatsApp na WeTransfer fotsiny ny sarinao.
📍 Aza adino ny mametraka ny laharana finday sy ny toerana handefasana ny commande.
⏳ 1 hatramin'ny 3 andro ihany dia vita ny commande-nao!
🚚 Mandefa manerana an'i Madagasikara izahay!
❤️ Aza misalasala manao commande ary tehirizo ho fahatsiarovana mamy ireo fotoana sarobidy miaraka amin'ny olon-tianao sy ny ankohonanao.
Misaotra indrindra amin'ny fahatokisana!