27/10/2023
🤗Karazana haut_classe kely indray ary reto eeeh🤗.
Zany hoe aiza ho aiza ny tinao sy mety 😁aiza ny couleur manavanana anao kokoa😁.
❗️Zaraina zay tsara indridra foana ianareo❗️miaraka@zao andro mafana zao.
Accessible @ rehetra izy hito satry mety foana na Jean patalon na short no aperahinao 🤗.
Prix:15.000ar
Taille: standard (élastique tsy hatahorona n'y tsy ho hatonina😁)
Qualité:neuf (no mbola rare b ilay couleur😋)
🤗Manao livraison 🤗
Mp ary ra mahalina anao🔊🔊
☎️ 0382330452