10/11/2026
💄💕 NY PETIT KIT BEAUTÉ INDISPENSABLE chez Mi style By Jo !
Tsy voatery hanao maquillage be vao tsara tarehy anie e ! 😍
Comme une meilleure amie, ireto no petits essentiels tokony hiaraka aminao foana,sy isan'andro sy n'aiza n'aiza... indrindra ho an'izay tsy te hisahirana manao make-up be, tsy mahatara😜 ❤️
✨ RAL : matte na brillant na glossy, araka izay tianao mihintsy
✨ MASCARA : manome volume sy manasongadina ny cils
✨ EYE-LINER : manasongadina ny regard, manova endriky ny maso na reraka sy tsy ampy torimaso😁
✨ EYE BROW GEL : manamboatra sy mitazona tsara ny sourcils
💕 Kely, pratique, mora ampidirina anaty poketra ary parfait pour les retouches !
Ny petits essentiels mahavonjy anao na aiza na aiza, na amin'ny fotoana inona. 🥰
📩 Disponible chez Mi-style by Jo
Commande en MP ❤️