Hasimbola Film

Hasimbola Film 😁Ho apetrakay ho fatsiarovana tsara ny fotoana maminao 📸♥️
PHOTO_VIDEO_DRONE

034 59 221 86 / 034 45 402 74

Ny androany 📸 part I -12juin 🥰 Andraisoro   ❤️Mbola misy date malalaka ny volana juin 😁koa aza misalasala Manao réservat...
12/06/2026

Ny androany 📸 part I -12juin 🥰 Andraisoro

❤️

Mbola misy date malalaka ny volana juin 😁koa aza misalasala Manao réservation raha mila photographe ianao 📸

Ny fitiavana dia dikan-teny tokana ho an'ny teny hoe Fahasambarana.❤️📷 Hasimbola Film
11/06/2026

Ny fitiavana dia dikan-teny tokana ho an'ny teny hoe Fahasambarana.❤️
📷 Hasimbola Film

10/06/2026

✨ Sary tsotra, fahatsiarovana mahafinaritra. ✨
Ny tianay ao amin'ny studio dia ny hahatonga anao hahatsiaro tena ho mahazo aina sy ho afapo rehefa maka sary. Jereo kely ity fizotran'nyity shooting ity sy ilay vokatra teo amin'ny farany. 🎥👇
Vonona hatrany izahay handray anao sy hihaino izay "style" tianao ho entina!
Misokatra isan'andro ny studio akotran'ny andro sabotsy
📞 038 69 918 37 ny hafatrao!
📍 Toerana: Ambohipo Ambolokandrina akaikin'ny CSB II Antsahamamy

Fanateram-Bodiondry Malagasy 🇲🇬 🥰 📷 Hasimbola Film
09/06/2026

Fanateram-Bodiondry Malagasy 🇲🇬 🥰
📷 Hasimbola Film

08/06/2026

Itanareo ve ito toerana ito? 🥰😍 lazao ao @ commentaire ary hoe ra itanao hoe aiza no misy ilay toerana 😁🥰

,

Ny Androany 07 06 2026 Teny Tanjombato  Aza misalasala Manao réservation raha mila photographe -videaste - droniste iana...
07/06/2026

Ny Androany 07 06 2026 Teny Tanjombato


Aza misalasala Manao réservation raha mila photographe -videaste - droniste ianao 🥰

Ny Androany 06 06 2026 Teny Ambolokandrina  Aza misalasala Manao réservation raha mila photographe -videaste - droniste ...
06/06/2026

Ny Androany 06 06 2026 Teny Ambolokandrina


Aza misalasala Manao réservation raha mila photographe -videaste - droniste ianao 🥰

Mamy anie zao 😍🥰📷 Hasimbola Film
04/06/2026

Mamy anie zao 😍🥰
📷 Hasimbola Film

Matetika dihy izay hita any @  tambazotra TIK TOK foana no ataon'ny olona, ny ankizy "Fille d'honneur & Graçon d'honneur...
03/06/2026

Matetika dihy izay hita any @ tambazotra TIK TOK foana no ataon'ny olona, ny ankizy "Fille d'honneur & Graçon d'honneur" mandritra ny fidirana anaty "Espace" rehefa misy lanona😋 fa t@ ity de tena dihy💃 🥰malagasy 🇲🇬 miaraka @ fitafy malagasy 🇲🇬 no nanaovany izy ireo😍 ary ko zava-maneno malagasy no nampiasaina tena nahafinaritra be
📷

02/06/2026

Itanao ve ila toerana? 😍 lazao ao @ commentaire ary hoe ra itanao hoe aiza no misy ilay toerana 😁🥰

,

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Telephone

+261344540274

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hasimbola Film posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share