Photo corporate by Studio41

Photo corporate by Studio41 On est spécialisé pour valoriser les activités et les métiers de l'entreprise.

On met en image les valeurs de votre entreprise à travers des photographies et Vidéo dynamiques vous permettant de développer votre communication.

20/09/2024

ity indray ny vokatra farany. Ny défi tamin'ity dia ny andron'ny Cérémonie ihany no navoaka ilay vidéo tao amin'ny UK in Madagascar.

Réalisation : Njaka Andrianavalonome Photographe
Cadreurs : Njaka & Faniry RamoRecords
Lights : Rootskillah Marvine

Script : UK in Madagascar
Acreditaion Iavoloha: Présidence de la République de Madagascar
Photo Drone : Zoky Sax

Coordinator team : Clara Ras
Team : Rija, Narova Anja, Ranja, Soa, Soary, Nantenaina ...

2024

https://www.facebook.com/ukinmadagascar/videos/465513509788514

Fiarahabana lehibe ho an'ireo mpianatra malagasy miisa 12 niverina avy any UK  rehefa nahavita fianarana nazahoana mari-...
15/02/2024

Fiarahabana lehibe ho an'ireo mpianatra malagasy miisa 12 niverina avy any UK rehefa nahavita fianarana nazahoana mari-pahaizana Master tao amin'ireo oniversite britanika. Halefanay eto ny fizarana nataon'izy ireo mahakasika ny traikefa niainany tany UK.

----------

A big welcome to the 12 Malagasy scholars who returned from the UK after successfully completing one year of Master's degree at UK universities. Over the coming days, we are excited to share with you testimonies from the scholars of their experience in the UK.

Chevening Alumni Madagascar Chevening Awards (FCDO) Ministeran'ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa

Mikasa hanao fizarana momba ny fangalana sary eto amin'ny facebook sy Insta aho, mety misy aminareo namana mpanaraka lia...
06/02/2024

Mikasa hanao fizarana momba ny fangalana sary eto amin'ny facebook sy Insta aho, mety misy aminareo namana mpanaraka liana ve ? inona ny mety aminareo : Atao publication soratra ve, sa atao Vidéo fohy, sa atao direct ? Dia afaka alefanareo ihany koa ny mahaliana anareo momba ny sary dia hitantsika eo ny handaminana azy. Ho atao raha maro ianareo no liana 🙂

Antalaha, toerana tena mahatamana, tsara rivotra, plage, sakafo ❤... Andeha hizahaEn explorant Antalaha, chaque coin de ...
17/01/2024

Antalaha, toerana tena mahatamana, tsara rivotra, plage, sakafo ❤... Andeha hizaha

En explorant Antalaha, chaque coin de rue révèle une nouvelle facette de cette ville idyllique. Que ce soit pour se perdre dans la nature luxuriante, se laisser envoûter par les senteurs exotiques ou s'immerger dans la vie locale, Antalaha évoque un tableau vivant de la splendeur naturelle et culturelle de Madagascar.❤

Photo shooted by   for India in Madagascar and Comoros ❤️📸.
19/08/2022

Photo shooted by for India in Madagascar and Comoros ❤️📸.

Mahafaly anay ekipa no mizara aminareo sary fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Mpanjakavavy Elizabeth IIHo an'ny- Maso...
01/07/2021

Mahafaly anay ekipa no mizara aminareo sary fitsingerenan'ny taona nahaterahan'i Mpanjakavavy Elizabeth II

Ho an'ny- Masoivoho Britanika 🇬🇧 UK in Madagascar 🙂

Inauguration du Centre de radiothérapie au Cobalt pour India in Madagascar and Comoros - 2021
15/06/2021

Inauguration du Centre de radiothérapie au Cobalt pour India in Madagascar and Comoros - 2021

Photographie d'entreprise pour Robens Group
12/06/2021

Photographie d'entreprise pour Robens Group

Cérémonie à la RTS pour  'ny Fiarovam-pirenena - 2020
12/06/2021

Cérémonie à la RTS pour 'ny Fiarovam-pirenena - 2020

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Photo corporate by Studio41 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Photo corporate by Studio41:

Share