Mamy David Photographe

Mamy David Photographe 📸📷

📸𝓟𝓱𝓸𝓽𝓸𝓰𝓻𝓪𝓹𝓱𝓮 𝓪 𝓽𝓸𝓾𝓽 𝓵'é𝓿é𝓷𝓮𝓶𝓮𝓷𝓽𝓲𝓮𝓵✨❣️

Contacter : 034 75 032 54

📸 19 Aogositra — World Photography Day 🥳Sary vitsivitsy tamin’ny collaboration niarahana tamin'i MANEVA.creations 👜🌿Fa a...
19/08/2026

📸 19 Aogositra — World Photography Day 🥳

Sary vitsivitsy tamin’ny collaboration niarahana tamin'i MANEVA.creations 👜🌿
Fa ao anatin’izy ireny, misy créativité, échange ary moments tena nahafinaritra🥰✨

Happy World Photography Day 📷❤️



© Mamy David Photographe 📸👜

SOFT URBAN — PORTRAIT SESSION 📸✨Tsy mila anniversaire, mariage na occasion spéciale vao maka sary🙈😂Indraindray aza, hoe ...
12/08/2026

SOFT URBAN — PORTRAIT SESSION 📸✨

Tsy mila anniversaire, mariage na occasion spéciale vao maka sary🙈😂

Indraindray aza, hoe “efa ela aho tsy naka SARY”😳📸

Fotoana izao hanaovan-javatra...🌿🤍

Tenue simple, toerana tsotra, lumière naturel… dia lasa hoe “fa iza indray ity?" na koa hoe "Goyyy zany ZAH"😂✨

Portrait naturel, élégant, streetphotos...

Indraindray, ny problème tsy hoe tsy photogénique ianao… fa mbola tsy nihaona taminiko fotsiny (haka sary)😎📸

📅 Shooting disponible même week-ends & jours fériés
📩 Réservation en MP

Ndao haka sary ary… alohan’ny tsy hiverenan’ilay PDP 3 taona lasa indray 😂🙈🙈

© 2026 | Mamy David Photographe 📸🌿

Certains instants sont trop beaux pour être décrits avec des mots. Nous les avons donc immortalisés en images. Voici l'h...
15/07/2026

Certains instants sont trop beaux pour être décrits avec des mots. Nous les avons donc immortalisés en images. Voici l'histoire d'un amour qui ne s'effacera jamais. ❤️

📸 Photos par Mamy David Photographe 📸

2021 ➜ 2026 💍✨Dimy taona niarahana. An'arivony ny fahatsiarovana❤ Ary fotoana iray farany eto Madagasikara 🇲🇬🌿Faly izaha...
01/07/2026

2021 ➜ 2026 💍✨

Dimy taona niarahana. An'arivony ny fahatsiarovana❤
Ary fotoana iray farany eto Madagasikara 🇲🇬🌿

Faly izahay nandrakitra ity tantara ity, satria ny fotoana mandalo... fa ny sary kosa mitoetra mandrakizay💞

Merci Catherine & Nejmeddine.
Que votre histoire continue de s'écrire avec le même amour💗

📅 Les réservations sont ouvertes.
📩 Envoyez-moi un message pour discuter de votre grand jour et recevoir votre devis.



© Mamy David Photographe 📸🌿

Misy olona mieritreritra fa hoe :Photographe = Maka sary 📸Fa tsy izay ihany anefa 🙆🏻‍♂️ :Photographe = 40% Maka sary 📸20...
22/06/2026

Misy olona mieritreritra fa hoe :

Photographe = Maka sary 📸

Fa tsy izay ihany anefa 🙆🏻‍♂️ :

Photographe =
40% Maka sary 📸
20% Mampihomehy ny client 😅
10% Miondrika toy ny mitady vola Latsaka 🤣🙆🏻‍♂️
10% Miakatra seza sy rindrina raha ilaina, Hatao TSANGORY 😂
10% Manao marathon manaraka an'i marié sy mariée🏃🏻
5% Mivavaka mba tsy hisy olona hiditra tampoka ao anaty cadre 🤦🏻‍♂️🤣
5% Manisa ( Aoo Anhhh , ISA , ROA , TELO ) okey Merciii 😅😅

Fa ny tanjona dia iray ihany :

Mba hahazoana ilay sary hoe :
"Waouh TENA TSARA BE ilay SARY 😍"

Sy ilay hoe :
"TENA HAFA-PO zahay , Cool be kay Nareo😁🌿 "

© Mamy David Photographe 📸🌿

Qui aimerait réaliser un shooting dans un décor naturel comme celui-ci ? 🙋‍♀️🌿Taguez la personne avec qui vous le feriez...
16/06/2026

Qui aimerait réaliser un shooting dans un décor naturel comme celui-ci ? 🙋‍♀️🌿

Taguez la personne avec qui vous le feriez ❤🌿





© 2026 | Mamy David Photographe 📸🌿

✨💍 Wooooow… 😍🔥Collection Wedding by Mamy David Photographe 📸✨Mbola misy ilay sensation tsy hay hazavaina rehefa mijery a...
21/05/2026

✨💍 Wooooow… 😍🔥
Collection Wedding by Mamy David Photographe 📸✨

Mbola misy ilay sensation tsy hay hazavaina rehefa mijery an’ireto moments ireto… 🥹🤍
Ny tsiky, ny fifampijerena, ny ambiance, ny détail rehetra… tena nahafeno émotion sy beauté 🌿✨

Tsy sary fotsiny izy ireny…
Fa souvenirs velona, fotoana iray tsy hiverina intsony 💫

Misy ilay “magie” kely tsy hita maso…
Fa tsapa ao anatin’ny cliché tsirairay 😍📸

Wedding rempli d’amour, élégance ary douceur 🤍💍
Ary tena bonheur foana ny mahazo mitahiry an’ireo instants précieux ireo 🥹✨

📅 Les réservations Wedding 2026 sont ouvertes ✨
Réservez dès maintenant votre date avant qu’elle ne soit prise 💍📸

Contactez: 034 75 032 54 ( whatsapp )

📸 2026 | Mamy David Photographe 📸🌿

Vous vendez en ligne ?Vos photos sont votre première vitrine✨Investissez dans des visuels qui inspirent confiance et don...
06/05/2026

Vous vendez en ligne ?
Vos photos sont votre première vitrine✨
Investissez dans des visuels qui inspirent confiance et donnent envie d’acheter 😚🌿



☎ 032 75 032 54
© 2026 | Mamy David Photographe 📸

🔥 Rehefa mihorakoraka ny tany… dia miaina ny lova🐂🐂Any amin’ny faritra Betsileo, misy fomba iray tsy vitan’ny hoe fialam...
22/03/2026

🔥 Rehefa mihorakoraka ny tany… dia miaina ny lova🐂🐂

Any amin’ny faritra Betsileo, misy fomba iray tsy vitan’ny hoe fialamboly… fa tena lova velona mihitsy: ny Savika.
Eto, tsy omby fotsiny no atrehina… fa herim-po, fahasahiana, ary fahendrena navelan’ny Ntaolo 🌿
Ny tanora mitsapa ny heriny, ny vahoaka manohana amin’ny hafaliana sy feo mikalo…
ary ny tany mihitsy no vavolombelon’izany tantara tsy mety maty izany.

Ny Savika dia tsy ady tsotra, fa fifandraisana lalina eo amin’ny olombelona sy ny omby — hajaina, fehezina, ary iarahana miaina.
Ao anatin’ny segondra vitsy, miseho ny tantara, ny kolontsaina, ary ny maha-izy azy ny Malagasy. 🇲🇬

📸 Sary nandritra ny SAVIKA teto ALASORA… Mitahiry hery sy tantara an-jatony taona lasa 🐂🐂

👉 Efa nahita Savika mivantana ve ianao?
👉 Inona no tsapanao rehefa mijery azy?



© 2026 | Mamy David Photographe 📸📸

Même avec des blessures…❤‍🩹Mbola afaka mamirapiratra foana ianao 🌿🥰🤍Concept SPARADRAP & FLEURS 🩹🌿Tantara iray mampifanga...
20/03/2026

Même avec des blessures…❤‍🩹
Mbola afaka mamirapiratra foana ianao 🌿🥰

🤍Concept SPARADRAP & FLEURS 🩹🌿
Tantara iray mampifangaro fragilité sy force, douleur sy renaissance 🌸❤‍🩹
• Ny sparadrap dia mitahiry ireo dian’ny lalana nodiavina…🩹❤‍🩹
• Ny fleurs kosa mampiseho ny renaissance sy ny beauté mipoitra aorian'izanyy..🌸🌿

📆 Azo atao ihany koa ny shooting amin’ny andro tsy fiasana (week-end)
✨ Ndao haka sary ary… 😅
Fa ny tantaranao dia mendrika ho voarakitra an-tsary 🤭🙆🏻‍♂️

In frame: Naly Rasolonjohary 🌿
Creative team: Mianina Rabenantoandro 📸






© 2026 | Mamy David Photographe 📸🌿

Address

Alasora
Antananarivo

Telephone

+261347503254

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamy David Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mamy David Photographe:

Shortcuts

Share