MikajY

MikajY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MikajY, Photographer, Antananarivo.

Aona ilay Diavolana be ao?
03/05/2026

Aona ilay Diavolana be ao?

Bonne semaines et fin du mois à tous!
27/04/2026

Bonne semaines et fin du mois à tous!

Eo ampijerena sary hozaraina aho omaly no tapaka ilay jiro. Zao vao afaka miasa dia mitady inspiraka indray loManapa-kom...
25/04/2026

Eo ampijerena sary hozaraina aho omaly no tapaka ilay jiro.
Zao vao afaka miasa dia mitady inspiraka indray lo

Manapa-komana mihitsy ty Jiromaty ty😌🤣

Fahafinaretan'ny maso🥹✨Nisavasava archive tao aho dia nahita an'ireto. Sary nalaina tamin'ny Septembre 2024 fa zay vao t...
10/02/2026

Fahafinaretan'ny maso🥹✨

Nisavasava archive tao aho dia nahita an'ireto.
Sary nalaina tamin'ny Septembre 2024 fa zay vao tsaroako
Nalaina tany Masinandraina Antsirabe.

Vodiondry , Soratra et Mariage de Waren & Antsa🇲🇬 : Na tsy mitovy kolotsaina aza izy ireo dia tsy nanakana ny fanambadia...
22/01/2026

Vodiondry , Soratra et Mariage de Waren & Antsa

🇲🇬 : Na tsy mitovy kolotsaina aza izy ireo dia tsy nanakana ny fanambadiana. Nanaraka ny fomba maha malagasy rehetra tompokolahy "Waren" ho fanomezan-kaja an'i tompokovavy "Antsa" sy ny Ray aman-dReny ary ny fianakaviana.

🇫🇷 : La différence de culture ne les a pas empêcher de sceller leur union par le mariage.
Mr. "Waren" s'est conformer au coutume malgache pour honorer Mlle. "Antsa", ses parents et tout la famille.

PS : Mpanotrona sady anadahin'ny ampiakarina aho teto, fa tsy mpaka sary ofisialy.
J'étais invité et frère de la mariée et non photographe officiel.

Tamin'ny Vodiondry sy Soratra an'i Joël & AndoNahafinaritra ery ny nanotrona azy roa kely🥹✨(Mpanotrona ah teto fa tsy ph...
16/01/2026

Tamin'ny Vodiondry sy Soratra an'i Joël & Ando

Nahafinaritra ery ny nanotrona azy roa kely🥹✨
(Mpanotrona ah teto fa tsy photographe)

Efa tamin'ny 29 Novembre 2025, natao tany Alasora tao amin'ny Auberge Bora-Bora (Sary ao amin'ny commentaire)

Miarahaba anao nahatratra ny Taona vaovao🥂Mirary soa anao mba ahomby amin'izay kasaina, ho eo ambany fiahian'ilay avo in...
01/01/2026

Miarahaba anao nahatratra ny Taona vaovao🥂

Mirary soa anao mba ahomby amin'izay kasaina, ho eo ambany fiahian'ilay avo indrindra, ho feno ny fitahiany.

BONNE ANNEE 2026🎉🥳

Misaotra, mankasitraka anareo rehetra!Ianareo rehetra izay niantso ahy hiasa hoanareo. Ianareo rehetra tsy nisalasala na...
30/12/2025

Misaotra, mankasitraka anareo rehetra!

Ianareo rehetra izay niantso ahy hiasa hoanareo.
Ianareo rehetra tsy nisalasala nanatona sy nametraka fahatokisana tamiko.
Ianareo rehetra tsy nisasatra nanohana sy nanome hery sy fanantenana hoahy.
Ianareo rehetra manaraka ahy sy ny zava-bitako.

Mbola mitohy ny fiarahana

Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hoanareo, samy hatratra ny farany sy ny taona vaovao!
Manaova fety sambatra!

! BONJOUR LE MONDE !
30/12/2025

! BONJOUR LE MONDE !

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MikajY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MikajY:

Share

Category