Creonix Mdg

Creonix Mdg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Creonix Mdg, Photographer, ambohimanarina, Antananarivo.

🎬 Réalisateurs malgaches spécialisés en clips vidéo, publicités, documentaires et courts-métrages.
📸 Nous proposons aussi des services photo, vidéo, drone et son.
🔥 Ouverts à toute collaboration créative — faites briller vos projets avec nous !

23/07/2026
23/07/2026

🥰Mirarisoa hoazy roa kely....🥰
Mbola misy daty vitsivitsy malalaka hoamin'ity taona ity....

📷 Photographe
📽️Vidéaste
✅ Droniste

Na inona na inona lanonana tianao ho raiketina an-tsary : Marriage, baptême, Anniversaire....Sns...

Manasa anao hiditra hafatra miafina na hiantso ny 037.61.327.96

Misy ho tsaroina foana....hafa ihany ny fety raiketina an-tsary...aza adinoina ny miantso anay handrakitra an-tsary ilay...
09/07/2026

Misy ho tsaroina foana....hafa ihany ny fety raiketina an-tsary...

aza adinoina ny miantso anay handrakitra an-tsary ilay fotoana iray miavaka.

🎉 Manarona ny hetsika rehetra izahay:
💍 Mariage
👶 Baptême
🎂 Anniversaire
⛪ Communion
🎊 Ary ireo lanonana rehetra hafa...
📞 Antsoy izahay dieny izao: 037 61 327 96 038 46 332 26
✨ Ny fotoana mandalo… fa ny rakitsary kosa mijanona mandrakizay.

02/07/2026

Miarahaba hatrany e....🙏🥰

🤫Mbola mañana daty disponible vitsivitsy izahay amin'ity volana Jolay ity hoan'ireo mikasa hiroso amin'ny digana vaovao...

Photos
Vidéo
Drone

12/06/2026

😍😍Arahabina hatrany ô....❤️❤️
Fintina an-tsary kely

👉Nahafinaritra ny niaraka tamin'ireto fianankaviana ireo😍❤️❤️ Mirary Tokan-trano sambatra hoan'izay TOJO sy FINARITRA iz...
11/06/2026

👉Nahafinaritra ny niaraka tamin'ireto fianankaviana ireo😍

❤️❤️ Mirary Tokan-trano sambatra hoan'izay TOJO sy FINARITRA izahay ato amin'ny CREONIX MDG 😉❤️

Hoan'ireo mila ny servicenay dia manome fahafahampo hatrany izahay...

✨ Ny vola iny ho hita eo foana fa ireo mpivady vao koa tsy maintsy tsinjovina!!!Amin'izao tapa-taona izao, izay mamandri...
08/06/2026

✨ Ny vola iny ho hita eo foana fa ireo mpivady vao koa tsy maintsy tsinjovina!!!

Amin'izao tapa-taona izao, izay mamandrika daty mialoha amin'ny pack complet dia maazo kadoa PVC iray lehibe. Na atao sary na atao fafana (charte) toa izao.


📸 Pack Complet : • Photographe
• Vidéaste
• Droniste
🎁 Inclus : • Livraison dans une clé USB 32 Go
• 1 PVC grand format offert

Araraoty ary fa mananjara ianareo izay mikasa hanorina amin'ity taona ity sy iry taona iry.

💍 Réservez dès maintenant et offrez à votre histoire des souvenirs inoubliables.

📞 Contact : 037 61 327 96

❌Fa maninona no iangaliana sy hakana fotoana bé ny maka sary an'itony accessoires an-dRamatoa itony?🤔Valiny: satria lafo...
05/06/2026

❌Fa maninona no iangaliana sy hakana fotoana bé ny maka sary an'itony accessoires an-dRamatoa itony?🤔

Valiny: satria lafovidy sy nanahirana azy roa izy ireny koa mendrika ho atao anaty sary tsara kalitao. Eo amin'ny sehatry ny matihanina dia tsy azo atao ambaninjavatra na n'y kely indrindra aza .

Mirary soa hatrany ireo izay VAO mikasa 😉

🥳😶‍🌫️Ny volana Jona dia volan'ny Ankizy...Omeo sehatra izy ireo ary tohano amin'ny talentany.❤️🥰😍Tianay bé foana n'y mak...
03/06/2026

🥳😶‍🌫️Ny volana Jona dia volan'ny Ankizy...Omeo sehatra izy ireo ary tohano amin'ny talentany.❤️

🥰😍Tianay bé foana n'y maka sary anareo...🥰🤩

Address

Ambohimanarina
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Creonix Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share