21/03/2025
🇲🇬🇲🇬:
Philibert Rabezoza Rakoto, fantatra amin’ny anarana hoe Rakoto Frah, dia teraka tamin’ny 1923 ary nodimandry tamin’ny septambra 2001. Mpitsoka sodina sy mpamoron-kira amin’ny mozika nentin-drazana malagasy izy, ary nahazo laza iraisam-pirenena noho ny fahaizany mitsoka sodina. Tena ambasadaoron’ny hira gasy (na vakodrazana), izay fanehoana mozika avy eto afovoatanin’i Madagasikara, ary taorian’ny nahafatesany, ny taranany no nanohy sy nitahiry ny lova ara-mozika navelany amin’ny anarana hoe “Rakoto Frah Junior”.
🇺🇸🇺🇸:
Philibert Rabezoza Rakoto, known as Rakoto Frah, was born in 1923 and passed away in September 2001. A flutist and composer of traditional Malagasy music, he gained international recognition as a master of the sodina flute. A true ambassador of hira gasy (or vakodrazana), the musical expression of Madagascar’s highlands, after his passing, his descendants carried on his musical legacy under the name “Rakoto Frah Junior.
🇫🇷🇫🇷:
Philibert Rabezoza Rakoto, connu sous le nom de Rakoto Frah, est né en 1923 et est décédé en septembre 2001. Flûtiste et compositeur de musique traditionnelle malagasy, il a acquis une renommée internationale en tant que maître de la flûte sodina. Véritable ambassadeur du hira gasy (ou vakodrazana), l’expression musicale des hauts plateaux de Madagascar, après sa disparition, ses descendants ont perpétué son héritage musical sous le nom de “Rakoto Frah Junior”.
📸Toky Harivony