Aina Michel Photographe

Aina Michel Photographe Tonga soa ato Mahafinaritra kelin'i Mr Aina Michel 😍
Photographe évènementiel
~ ~ Fiançailles & Mariage ~~
Contact Rapide : 0346766180
(1)

14/08/2026

Aventure 🔥
Aina Michel Photographe

Fiadanana (Andrakitrimo )Merci beaucoup anareo Mivady Ranga a😍🙏
14/08/2026

Fiadanana (Andrakitrimo )
Merci beaucoup anareo Mivady Ranga a😍🙏

Mazoto foana aho na aiza na aiza anafaranareo ana 😍Aina Michel Photographe
11/08/2026

Mazoto foana aho na aiza na aiza anafaranareo ana 😍
Aina Michel Photographe

11/08/2026

Te hiteny fotsiny za hoe Misaotra nanohana ry reto a 🙏

Mahafaly ana Ilay hoe Nahasoa anareo ny Fahafantaranareo ana🥺
10/08/2026

Mahafaly ana Ilay hoe Nahasoa anareo ny Fahafantaranareo ana🥺

Rano Tsiazompaniry 😍Hiverina any indray afaka Kelikely 😍🥰Aina Michel Photographe
10/08/2026

Rano Tsiazompaniry 😍

Hiverina any indray afaka Kelikely 😍🥰
Aina Michel Photographe

Anisany tiako ity maka sary Peratra ity 😍Misy fomba vaovao izay tsy hitovy 'ny hafa mihitsy ny fakako azy na inona événe...
10/08/2026

Anisany tiako ity maka sary Peratra ity 😍
Misy fomba vaovao izay tsy hitovy 'ny hafa mihitsy ny fakako azy na inona événement Nalaiko na inona Ary na taiza na taiza 😍

Asehoy Kely anaty Coms Ary Taggeo Olona iray tena Namanao Asehoy azy ny Sary Peratra Nalaiko tena tianao 😍

Eto za dia Maneho fisaorana an'ireo Mpanambady naka ana rehetra nandritra ny Taona fa soratako eto ireo naka ana nandrit...
10/08/2026

Eto za dia Maneho fisaorana an'ireo Mpanambady naka ana rehetra nandritra ny Taona fa soratako eto ireo naka ana nandritra ny juillet 2026 aloha😍

-04 Juillet 2026 Mr Jacques & Mme Hanitra( Ankadinandriana) Mariage

-06 Juillet 2026 Mr Iavosoa & Mme Antso
(Ambaiboho) Vodiondry

-08 Juillet 2026 Mr Iavosoa & Mme Antso
(Ankadinondry Sakay) Soratra

-10 et 11 Juillet Mr Tojo & Mme Tsiory
(Sambaina+Manjakandriana) Vodiondry sy Soratra Ary Mariage

-18 juillet Mr Angelo & Mme Fanambinana
(Itaosy Unis ) Vodiondry

-25 Juillet Mr Joël & Mme Sandratiana
(Talatamaty+ Rova Ambohimanga) Vodiondry sy Soratra
-31 Juillet Fitahina & Faniry
(Zoma bé aloka ) Vodiondry

😍Novitaiko tsara daholo Sady niangaliako Fatratra daholo ireo Ary no publieko daholo afa tsy Ilay Farany io semaine ity Aina Manao Publication azy 😍

Tsy hanenina mandrakizay Ary tsy hisy tsy ho tiako fa hiangaliako maximum farakzay heriko Tompoko
Ny Vola Août tsy Mbola ampahafantariko ny Toerana fa Asehoko eo hoe inona daholo ny Daty hiasako vola Août 😍

@

Toerana lavitra indrindra nandeanako naka sary Mariage 🥰🥺Raha Mbola misy lavitra noho ity dia tongavako Tompoko 🥰🙏Aina M...
09/08/2026

Toerana lavitra indrindra nandeanako naka sary Mariage 🥰🥺

Raha Mbola misy lavitra noho ity dia tongavako Tompoko 🥰🙏

Aina Michel Photographe

Ity seance ray ty no tena mampitaintaina sy mapstress indrindra tompoko ohh😭😭ity manenjika BISOU ity ❤Nareo ranga mifank...
09/08/2026

Ity seance ray ty no tena mampitaintaina sy mapstress indrindra tompoko ohh😭😭ity manenjika BISOU ity ❤

Nareo ranga mifankatia sy mifanoroka dia izahay No mila mifantoka 😭🤣
Nareo any Tompoko tena efa mahavita 5minutes ty bisous raha farany aingana indrindra fa rehefa ilay Alaina sary eto efa tsy misy Bedy fa atao official ilay izy tokony mba ataonareo tena ela be amzay zahay maka sary tena afapo 😭🤣🥺
Sady io no be mpiandry indrindra na vavy na lahy na zaza na olondehibe
Tena efa Omena alalana amzay dia mahagaga tena ataonareo haingana be no mampitaintaina Otran Varatr Ambatondrazaka 🥺

Address

Antananarivo

Telephone

+261346766180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Michel Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category