26/10/2026
INONA IZANY ILAY HOE RELAIS ???
Kilalao kely izy io. Sady afaka mandray anjara na fiara na moto na scooters satria hanomboka maraina ny fotoanantsika amin'io.
Efa nahita FAST&FURIOUS 2 ????
Dia tsy ohatran'iny 😁🤣
Fa misy barika iodinana fotsiny aloha e 😁😁🏁
IZAY RESY MIALA IO !!!
JEREO NY SARY FANEHOANA 👇👇👇
🏁🔥GRILL&WHEELS AUTO MOTO SHOW🔥🏁
31 Oct 2026 à 9h
CCI Ivato - Parking extérieur.
Tongava maro be fa hilay io 🙏🙏😊👊
Ary tongava maraina fa sao himenomenona eo indray rehefa hariva hoe izay fotsiny ve !!! 😁😊👊🙏