31Film

31Film Misokatra amin'ny fiaraha miasa
(Photo & Vidéo) 033 41 901 67
(1)

Salama e, ho anareo Fikambanana na sampana maro samihafa eo anivony ny Fiangonana ,izahay ato amin'ny ato @ 31Film dia m...
15/11/2025

Salama e, ho anareo Fikambanana na sampana maro samihafa eo anivony ny Fiangonana ,izahay ato amin'ny ato @ 31Film dia misokatra amin'ny fiaraha - miasa amin'ny fanaovana projection en salle ny sarimihetsika '' IZA NO TOMPON'NY Rà?"natao ho jereny mpianakavy , fanazana fanampiny :MP / 0347898380 0345882822

Mankasitraka antsika rehetra Tonga nijery ny projection Film    no tompon'ny Rà.🙏🎬🎬🎬 Tao  Analakely 🎞️🎞️🎞️Mankasitraka m...
25/08/2025

Mankasitraka antsika rehetra Tonga nijery ny projection Film no tompon'ny Rà.🙏🎬🎬🎬 Tao Analakely 🎞️🎞️🎞️

Mankasitraka mankatelina🙏🙏🎬🎬

Miomakomana indray ianareo any . Fa oavy any izahay ....

Ho anareo maniry ny Hikarakara Projection Dia aza misalasala MANDEFA hafatra Miafina na Miantso

Plus d'infos
_0345882822
_0347898380

🎬🎬🎬

25/08/2025

Vita soamantsara ny Projection Film IZA NO TOMPON'NY RÀ tetsy amin'ny IVOKOLO ANALAKELY
resadresaka fohy2 niarahana tamin'ireo mpijery sy mpilalao

Demain n'est pas loin👌😱😱😱Mbola tsy Tara koa anefa Raha eny An_toerana vao ividy billet 🎬🎬🎬🎬Sarimihetsika MalagasyPROJECT...
23/08/2025

Demain n'est pas loin👌😱😱😱
Mbola tsy Tara koa anefa Raha eny An_toerana vao ividy billet 🎬🎬🎬🎬
Sarimihetsika Malagasy
PROJECTION 'ny_Rà? 🎬🎬🎬🎞️🎞️🎞️
AO ANALAKELY izan ny fotoana rahampitso 👌🎬🎬🎬tongava maro

Billet simple 7000ar
Vip , Invitation 20.000ar

Manantena antsika Rehetra ho Tonga maro ary eh 🎬🎬🎬🎬
ATOandro Dia EFA misokatra ny vavahady
Taomy daholo ny tapaka sy Namana 🎬🎬🎬🎬🎬

Fidirana voalohany
Fidirana Faharoa

Plus d'infos : 0345882822
0347898380

PROJECTION FILM IZA NO TOMPON'NY RÀ ?Eh aza adino ny fotoanantsika an, Alahady 24 Août 2025 ho avy zao manomboka @ 1ora ...
21/08/2025

PROJECTION FILM IZA NO TOMPON'NY RÀ ?
Eh aza adino ny fotoanantsika an, Alahady 24 Août 2025 ho avy zao manomboka @ 1ora sy 3 ora tolakandro
Manentana hatrany anareo izay mbola tsy nanjifa ny tapakila o!
Misy vente sur place
Tohano ny vita Malagasy fa Io ny antsika e💪💪💪

Toerana :

🎬Billets tsotra : 7000Ar
🎬 invitations : 20 000 Ar
Tongava maro fa hiaraka hihomehy sy hiala voly Isika 🎬🎬🎬🎬

Salama daholo 🤝EFA akaiky Dia akaiky ilay fotoana annn👌Aza adino fotoanantsika  24Août oavy izao  .  'NY_RÀ? Film natao ...
18/08/2025

Salama daholo 🤝
EFA akaiky Dia akaiky ilay fotoana annn👌
Aza adino fotoanantsika 24Août oavy izao . 'NY_RÀ?

Film natao ho an'ny Rehetra na Ankizy na lehibe na tanora SNS..🎬🎬🎬🔥🔥🔥

HEURE
👉 à 13H00 (1er PROJECTION )
👉à 15H00 (2éme PROJECTION )

OUVERTURE DE PORTE 12h

Mirary Dia Mirary ny fidirana faa
: 7000ar
n'a : 20.000ar + Cocktail 🍸🍹

Misy vente sur place ENY amnio Andro io 💸💸

Mbola afaka mividy tapakila foana na afaka miditra Mp ihanyy koa Ann🔥🔥🔥🎬🎞️🎞️🎞️Tantara Miavaka kely izy ity annn,tongava Maro ary Fa hiaraka hihomehy sy hiala voly isika ehhh 😁🎬🎬🎬🔥🔥🔥hasao dahlo ny namana rehetra🎬🎬

Plus d'infos : 034 58 828 22
034 78 983 80

Salanitra e, projection Film ''IZA NO TOMPON'NY RÀ "24 AOÛT 2025 Manomboka amin'ny 1 ora sy 3 ora tolakandroEfa akaiky n...
14/08/2025

Salanitra e, projection Film ''IZA NO TOMPON'NY RÀ "
24 AOÛT 2025 Manomboka amin'ny 1 ora sy 3 ora tolakandro
Efa akaiky ny fotoana an🤩
,afaka jifaina hatrany ny tapakila 7000ar / invitations 20 000 Ar
tongava Mp na ao music Analakely 😀
Tongava maro ,

07/08/2025

Eeeeh aza variana fa mande ny fotoana ah😁🎬🎬🎬

'ny_Rà???🎬🎬🎬
Izay atao ny 24Aôut ho AVY Izao AO @ ny fotoana 🤝
Film natao ho an'ny Rehetra na Ankizy na lehibe na tanora SNS..🎬🎬🎬🔥🔥🔥

HEURE
👉 à 13H00 (1er PROJECTION )
👉à 15H00 (2éme PROJECTION )

OUVERTURE DE PORTE 12h

Mirary Dia Mirary ny fidirana faa
: 7000ar
n'a : 20.000ar + Cocktail 🍸🍹

Jifao dienzao ny tapakila na ny Billet EFA afaka Jifaina AO @ na afaka miditra Mp ihanyy koa Ann🔥🔥🔥🎬🎞️🎞️🎞️Tantara Miavaka kely izy ity annn,tongava Maro ary Fa hiaraka hihomehy sy hiala voly isika ehhh 😁🎬🎬🎬🔥🔥🔥hasao dahlo ny namana rehetra🎬🎬

Plus d'infos : 034 58 828 22
034 78 983 80

Bonjour daholo Aza adino fa efa amin'ny 24 AOÛT hoavy izao ilay   mitondra ny lohateny hoe : '  🤔🤫?"Izay vokarin'ny31Fil...
05/08/2025

Bonjour daholo
Aza adino fa efa amin'ny 24 AOÛT hoavy izao ilay mitondra ny lohateny hoe : ' 🤔🤫?"
Izay vokarin'ny31Film 🔥🔥🔥

Vokatra vaovao bé 🎥🎬👌

LIEU 🏡 :

HEURE 🕛 :
👉🏻à 13h00 (1er PROJECTION)
👉🏻à 15h00 (2ème PROJECTION)

Natao mirary be ny fidirana
:
👉🏻 7.000ar 🎟️
na :
👉🏻 20.000ar 🎟️ +. COCKTAIL 🥂

Izay mimmentionne Namana betsaka indrindra sy manao partage Mahazo Billet Gratuit

📍Misy VENTE SUR PLACE 📍

📢TONGAVA MARO FA TSY HANENANAO NY VOKATRA ATOLOTRAY 📢

Plus d'infos :
👉🏻 MP DIRECT
OU
📱: 034 58 828 22
034 78 983 80

AKORY RETSY AN ! aza adino ny projection ny film antsika "IZA NO TOMPON'NY Rà?" ny 24 AOUT 2025 AO @ IVOKOLO Analakely f...
29/07/2025

AKORY RETSY AN ! aza adino ny projection ny film antsika "IZA NO TOMPON'NY Rà?" ny 24 AOUT 2025 AO @ IVOKOLO Analakely
fidirana in-droa be izao 1 ora sy 3 ora , efa azo Jifaina ny
Billets tsotra : 7000 Ar / Invitations : 20000 Ar
Afaka ENY antoerana ihanyy koa vao mividy
tohano ny vita Malagasy ,tongava MP na antsoy ny laharana
034 78 983 80 - 034 58 828 22

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261334190167

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 31Film posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 31Film:

Share