Sao dia mba Mety Aminao ihany-SMA

Sao dia mba Mety Aminao ihany-SMA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sao dia mba Mety Aminao ihany-SMA, Photographer, Tahity-kely, Toamasina.

Tonga ato arrivages Asus Double graphique Misy :1. Nvidia GeForce 920M 2go de ram- Core i5-5e- Ram 8go- Storage 120- CPU...
15/09/2025

Tonga ato arrivages Asus Double graphique
Misy :
1. Nvidia GeForce 920M 2go de ram
- Core i5-5e
- Ram 8go- Storage 120
- CPU 2.20GHz

2. Nvidia GeForce 920M 2go
- Core i5-5e
- Ram 8go- Storage 256go
- CPU 2.20GHz

3. Nvidia GeForce Gtx 950M
- Core i5-4e
- Ram 8go- Storage 120
- CPU 2.20GHz

🟨 Fanafody Voajanahary Mahery: Manadio Vato amin’ny Voa, Manasitrana Aretin-drano, ary Mampihena ProstatyManala vato ami...
14/08/2025

🟨 Fanafody Voajanahary Mahery: Manadio Vato amin’ny Voa, Manasitrana Aretin-drano, ary Mampihena Prostaty

Manala vato amin’ny voa, manasitrana infection urinaire, ary mampihena ny fivontosana amin’ny prostaty

Fantatrao ve fa ny rano amin’ny voanio rehefa afangaro amin’ny voatabia dia afaka manadio ny vato amin’ny voa, manala ny infection urinaire, ary mampihena ny fivontosana amin’ny prostaty amin’ny fomba voajanahary, tsy misy fanafody?

Indro ny fomba feno fanomanana azy.

FOMBA FANOMANANA :

🟢 1. Raiso ny rano ao anaty voanio iray.

🟢 2. Makà voatabia iray ary tetehina ho sombiny madinika.

🟢 3. Arotsaka miaraka ao anaty “mixeur” ny rano voanio sy ny voatabia.

🟢 4. Ampio antsasaky ny sotrokely sira madio.

🟢 5. Afangaro tsara mandra-pahazoana fangaro mitovy.

🟢 6. Arotsaka anaty vera ary aroso.

Efa vonona izao ny zava-pisotro mahery vaika hanampy amin’ny fanalàna ny fivontosana amin’ny prostaty, ny olana amin’ny voa, ny vato amin’ny voa, ary ny aretin-drano.

TOROMARIKA FAMPIASANA :
Misotroa vera iray amin’ity zava-pisotro mahery vaika ity isa-maraina, alohan’ny sakafo maraina, mandritra ny fito andro misesy. Hahatsikaritra ianao fa hanjavona ny vato amin’ny voa sy ny infection urinaire, hihena ny fivontosana amin’ny prostaty, ary hisoroka fahasimbana hafa koa.

Vokatra Avy Any Alaotra

Vahaolana Voajanahary ho an'ny Vatana Madio sy SalamaManana kibo mivonto sy feno rivotra?Andramo ity ranom-boankazo voaj...
30/07/2025

Vahaolana Voajanahary ho an'ny Vatana Madio sy Salama
Manana kibo mivonto sy feno rivotra?
Andramo ity ranom-boankazo voajanahary ity, vita amin'ny concombre sy citron maintso. Tsotra, mora, ary tena mandaitra!
IREO TOMBONTSOA LEHIBE:
🟢 Manampy manala ny tsinay feno sy mampihena ny kibo mitroka
🟢 Mampitombo ny fandevonan-kanina sy manadio ny aty
🟢 Mampitony ny aretin’ny tatavia sy miady amin’ny infection urinaire
🟢 Mampahazo aina, manome hery ary manadio ny rà
FOMBA FIKARAKARANA AZY:
1. MakĂ  1 concombre sy 2 citron maintso
2. Sasao madio, teteho ary asio rano mangatsiaka kely
3. Ataovy anaty mixeur, asiana tantely kely raha tianao
4. Sotroina isaky ny maraina eo amin’ny vavony tsy mbola nisy sakafo
Tsy lafo, mora karakaraina, ary tena mandaitra amin’ny fahadiovan’ny vatana!
➡️ Zarao amin’ny namanao fa mety hahasoa azy koa!

Fomba voajanahary hanalana triatra amin’ny voditongotra 🦶(Metimety amin’ny fahavaratra sy ririnina)Misy fanafody mahagag...
30/07/2025

Fomba voajanahary hanalana triatra amin’ny voditongotra 🦶
(Metimety amin’ny fahavaratra sy ririnina)
Misy fanafody mahagaga miafina ao anaty tongolobe mena! Raha manahirana anao ny triatra sy fahamainana amin’ny voditongotra, andramo ity fikafika tsotra ity:
ZAVATRA ILAINA:
Tongolobe mena (tongolo maintso koa mety fa tongolobe mena no mahomby indrindra)
ba kiraro
FOMBA FAMPIASANA:
🟢 1. Sasao madio ny tongotrao alohan’ny hatory.
🟢 2. Tapaho roa mitovy ilay tongolobe.
🟢 3. Apetraho amin’ny voditongotra ilay tapany iray, amin’ilay faritra misy triatra.
🟢 4. Sarony ba kiraro madio, avelao mandritra ny alina.
🟢 5. Ny maraina, sasao amin’ny rano mafana kely sy savonina malefaka, avy eo asiana menaka manalefaka (toy ny menaka oliva na menaka voanio).
TOMBONTSOA:
🟢 Manala sela maty
🟢 Manamaivana triatra sy fahamainana
Mandio ny ra amin’ny alalan’ny lalan-drà amin’ny tongotra
Mandefa poizina (toxines) amin’ny alalan’ny hoditra
Avereno in-2 na in-3 isan-kerinandro mandritra ny 2 herinandro, dia ho hitanao ny fahasamihafana.
Alefa - Zarazarao amin’ny namana sy fianakaviana, satria matetika isika manadino fa ny tongotra koa mila fikarakarana!

04/01/2025
Mbola tsara antsika jiaby?Amin'izao Firoboroboany Technologie izao M-Services dia MIVAROTRA BOKY PDF maro samy hafa na f...
17/12/2024

Mbola tsara antsika jiaby?
Amin'izao Firoboroboany Technologie izao M-Services dia MIVAROTRA BOKY PDF maro samy hafa na fianarana na asa........ Izay azonao vakigna n'aiza n'aiza misy anao amin'ny alalan'ny téléphone, tablette, ordinateur....

06/09/2024

J’ai gagné 16 followers, créé 12 publications et reçu 1 320 réactions au cours des 90 derniers jours ! Merci à toutes et tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans vous. 🙏🤗🎉

J’ai obtenu 59 réactions et 24 réponses sur ma publication récente la plus populaire ! Merci à toutes et tous pour votre...
06/09/2024

J’ai obtenu 59 réactions et 24 réponses sur ma publication récente la plus populaire ! Merci à toutes et tous pour votre soutien sans faille. Je n’aurais pas pu y arriver sans vous. 🙏🤗🎉

📖TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA📖

♦️FANAFODY NATORALY FAMONOANA IREO MOKA (MOUSTIQUES) MBA HAMPILAMINA TSARA NY TORIMASO FA INDRINDRA REHEFA ANDRO FAHAVARATRA MORA HAMPIASANA SADY MANDAITRA♦️

🔸Matetika rehefa andro fahavaratra no tena mampirongatra tanteraka ireo moka (moustiques), ka mila mitandrina hatrany isika fa tena mahafaty ny tazo moka tompoko.

♦️ZVATRA🔸ILAINA♦️

🔸Tongolo Vodiny (Oignons)
🔸Rano Tsotra Madio

♦️FOMBA🔸FIKARAKARANA🔸AZY♦️

🔸Alaina ireo tongolo vodiny lehibe sady mena tsara miisa 5 fotsiny. Tsy maintsy voasana sady tetehina madinika tsara. Rehefa vita izay dia atao anaty lovia jobo(bol), ary tapoina rano indray vera lehibe fotsiny. Mazava ho azy fa avela hilona mandritra ny adiny 1 eo ho eo, izay vao araraka anaty tavoahangy plastika ny ranony tongolo nilona teo.

♦️FOMBA🔸FAMPIASANA🔸AZY♦️

🔸 Tsy maintsy lavahana amin'ny fantsika ilay sarotiny tavoahangy plastika teo, izay vao amporitsika anaty efitrano fatoriana na toerana izay mety hatorianao izany.

♦️ FANAMARIHANA♦️

🔸Marihina moa fa tsy maintsy maty avy hatrany ireo moka afaka minitra vitsy. Mazava ho azy fa tsy mila mampiasa lay intsony. Rehefa lany dia manao vaovao hatrany tompoko.

♦️ZARAINA MAIMAIMPOANA HATRANY IREO TOROHEVITRA 🔸 MAHASOA ETO AMINAY FA HENTANO KOSA IREO NAMANAO MBA ABONNÉE ITY PEJY MALALANTSIKA SADY TSY MANAM-PAHAROA ETO AN-TANY ITY TOMPOKO 🙏

📖TOROHEVITRA-MAHASOA 📖♦️FANAFODY KOHAKA SY BRONCHITE NATORALY TENA MAHAGAGA NO MAMPIHAIKY NY MARO TATSY AFRIKA♦️♦️ZAVATR...
04/09/2024

đź“–TOROHEVITRA-MAHASOA đź“–

♦️FANAFODY KOHAKA SY BRONCHITE NATORALY TENA MAHAGAGA NO MAMPIHAIKY NY MARO TATSY AFRIKA♦️

♦️ZAVATRA-ILAINA♦️

🔸Tantely Tsy Mitampoka 2 Sotro Fihinanam-Bary.

🔸Akondro Masaka Tsara 2.

🔸Rano Fisotro Madio 400 Mililitatra

♦️FOMBA-FIKARAKARANA-AZY♦️

🔸Voasana ilay Akondro Masaka Tsara 2 teo, ary potserina amin'ny fourchette. Rehefa vita moa izay, dia ampangotrahana anaty vilany na casserole ilay Rano Fisotro Madio 400 Mililitatra teo. Mazava ho azy fa araraka anaty Rano Fisotro Madio efa nafana tsara teo ilay Akondro Masaka Tsara izay avy nipotserina. Ka avela mangatsika tsara mandritra ny 30 minitra eo ho eo, izay vao afangaro tsara ao anatiny ilay Tantely Tsy Mitampoka teo.

♦️FOMBA-FAMPIASANA-AZY♦️

🔸Rehefa mifoha maraina sy ny hatory hariva ihany no tena tsara mihinana ity fanafody natoraly ity. Mazava ho azy fa in-2 Sotro Fihinanam-Bary isaky ny mampiasa azy.

♦️FANAMARIHANA♦️

🔸Marihina moa fa tsy mety mampiasa ity fanafody kohaka sy bronchite natory ity, ireo vehivavy bevohoka sy ny mampinono. Mazava ho azy fa mbola afaka ampiasaina hatrany ireo ambiny akora natoraly ity, fa ataovy amin'ny toerana madio sy maina fotsiny.

🙏TSISY MANANA NY AMPY TOKOA FA SAMBATRA IZAY MIFANAMPY ARY INONA NO ANDRASANAO TSY HIDITRA MPIKAMBANA ATO AMINAY TOMPOKO🙏

Aza misahirana eky ai
29/08/2024

Aza misahirana eky ai

Coucou mes amies 🥰
👨‍💻👩‍💻Mety efa misahirana sahady isika mandinika ny hoe"Aiza ary ny École tsara_mampivoatra ny zanantsika_ilay tena manaraka ny méthode pédagogie 👌
👉Io amn PHOTO io alo izay efa tao tsy manenina zany ehh🙏🙏
❤GENIUS SCHOOL❤/TAMATAVE
"EXCELLENCE IN MIND"🧑‍💻
👉Misy Contacte mazava be ary ao ehh
👉Efa afaka mandray anareo am_pitiavana be ny responsable amzao 🥰🙏🙏

28/07/2024

Les 13 techniques pour débloquer les options cachés Chez ton homme

Fais lui l'amour comme il se doit

Mais elles sont nombreuses les femmes qui n'ont pas compris que faire l'amour c'est pas uniquement dormir l'un sur l'autre.

C'est aussi saturer le cerveau de ton homme de ta sensualité et de ta féminité

1. Montre lui que son corps t'appartient et que tu n'as pas honte d'en faire ce que tu veux.

2. Montre lui qu'il est ton homme appelle le parfois quand tu prends ton bain demande lui de t'accompagner.

3. Reste parfois nue quand vous ĂŞtes Ă  la maison.

4. Même en route de façon discrète passe ta main sur son sexe et rigole ils aiment ça.

5. Ne reste jamais les bras croisés quand vous êtes ensemble fais lui toujours de petites caresses les hommes aiment ça.

6. Au lit améliore toi propose lui des nouveautés et n'est pas honte de le faire c'est ton homme

7. S’il est loin appelle le quand tu es en cuisine dépose ton téléphone discute avec lui en lui faisant voir à quel point tu es sexy.

8. Écoute le attentivement pour comprendre son langage tu sauras mieux quand il a déjà envie de sexe.

9. Ne le lui refuse jamais de façon violente utilise des mots doux pour dire non.

10. N’attends pas toujours qu'il te dise qu'il a envie de toi parfois Envoie lui un message Bb j'ai envie de toi cette phrase dépasse l'argent aucun homme ne le refusera.

11. Donne lui sa place d’Homme et ne le méprise jamais.

12. Ne crée jamais le doute dans sa tête et ne pose aucun acte susceptible de le faire douter de toi.

13. Aime le et respecte sa famille et soit une femme reconciliante et non celle qui divise.

Le CORPS de la femme est une arme très forte mais encore faudrait savoir s'en servir.

Address

Tahity-kely
Toamasina
501

Telephone

+261341909914

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sao dia mba Mety Aminao ihany-SMA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sao dia mba Mety Aminao ihany-SMA:

Share

Category