18/04/2020
Faly aho fa manomboka miampita any amin'ny tanora ilay kolon-tsaina kolo kanto eo amin'ny sehatry ny sary. Efa manana ny atao hoe "VISION PHOTOGRAPHIQUE" ny tanora sasany dia lasa zava-kanto iarahamanana ilay sary fa tsy an'ny photographe irery intsony. Miroso tsikelikely any amin'ny photographie artistique isika. Mankasitraka an'i Aïcha Razafimbelo amin'ny aingam-panahy tamin'ity sary ity. Azy ilay nounours be manaingo ity sary ity ary aingam-panahiny samirery! ♥ ♥ ♥
Extrait shooting avec Aïcha à la Plage Morondava
© Rija Ramamonjy / Nosikely Morondava, Avril 2020