MOTO PRO

MOTO PRO Diagnostique, Entretien et Réparation moto⚙️🔧

☎️ : 032 19 902 65
📍67ha , afaka mideplace ihany koa

🏍️ EFA LANINAO NY HERINAO AMIN’NY FANAMBOARANA ILAY MOTO, NEFA MBOLA TSY VELONA IHANY?❌ Aza manolo pièce kisendrasendra❌...
16/07/2026

🏍️ EFA LANINAO NY HERINAO AMIN’NY FANAMBOARANA ILAY MOTO, NEFA MBOLA TSY VELONA IHANY?

❌ Aza manolo pièce kisendrasendra
❌ Aza mandany vola amin’ny zavatra tsy tena simba
❌ Aza mikitika zavatra tsy fantatra ny tena olana

👉 Eto amin’ny MOTO PRO, izahay manolotra:

🔧 Diagnostic électronique moto
🛠️ Entretien moto
⚙️ Réparation moto
🔍 Recherche de panne précise

🎯 Ny tanjonay dia ny hahitana aloha ny tena olana, vao manamboatra — mba tsy handaniana vola amin’ny pièce tsy ilaina.

📍 MOTO PRO
📞 032 199 0265

🏍️ Diagnostic précis • Entretien professionnel • Réparation efficace

🚨 TSY NY PIÈCE REHETRA NO TOKONY HOSOLOINA!Maro ny olona no mandany vola amin’ny fanoloana pièce nefa mbola tsy voavaha ...
13/07/2026

🚨 TSY NY PIÈCE REHETRA NO TOKONY HOSOLOINA!

Maro ny olona no mandany vola amin’ny fanoloana pièce nefa mbola tsy voavaha ihany ny olana.

✅ Alohan’ny hanoloana pièce na hanamboarana moto dia manaova Diagnostic électronique aloha.

🔍 Ny diagnostic no ahafantarana:
✔️ Ny tena niandohan’ny panne.
✔️ Ny pièce tena misy olana.
✔️ Misoroka fanoloana pièce tsy ilaina.
✔️ Mitsitsy fotoana sy vola.

💯 Diagnostic marina = Réparation marina

📍 Moto Pro
🏠 67Ha
📞 032 19 902 65

Moto Pro – Diagnostic précis • Réparation professionnelle • Satisfaction garantie.

🏍️ MOTO PRO – Diagnostic Moto Professionnel⚠️ Mirehitra ve ny Check Engine?⚠️ Sarotra velomina?⚠️ Maty tampoka sa tsy mi...
07/07/2026

🏍️ MOTO PRO – Diagnostic Moto Professionnel

⚠️ Mirehitra ve ny Check Engine?
⚠️ Sarotra velomina?
⚠️ Maty tampoka sa tsy milamina ny ralenti?
⚠️ Mandany lasantsy be na very puissance?

Aza manolo piesy amin’ny vinavina. Ataovy diagnostic matihanina hahitana ny tena fototry ny olana.

✅ Diagnostic électronique moto injection
✅ Lecture & effacement des codes défauts
✅ Contrôle des capteurs sy actionneurs
✅ Analyse des paramètres moteur
✅ Fitadiavana panne haingana sy marina
✅ Torohevitra sy vahaolana matihanina
✅Réparation électronique
✅Manao dépannage
🎯 Ny tanjonay dia ny hahitana ny tena antony fa tsy hanolo piesy tsy ilaina.

📍 Toerana : 67Ha Nord – Antananarivo
📞 032 19 902 65

MOTO PRO
🔧 Diagnostic marina • Asa matihanina • Vokatra azo itokisana

⚡ CDI – “Atidohan’ny allumage” an’ny moto🔧 Tsy mety velona ve ny moto?🔧 Misy étincelle indraindray fa miala tampoka?🔧 Ma...
27/06/2026

⚡ CDI – “Atidohan’ny allumage” an’ny moto

🔧 Tsy mety velona ve ny moto?
🔧 Misy étincelle indraindray fa miala tampoka?
🔧 Maty tampoka rehefa mandeha sa sarotra velomina?

👉 Aza maika manolo CDI!
Ny CDI (Capacitor Discharge Ignition) no fitaovana mifehy ny timing d’allumage sy ny fandefasana courant mankany amin’ny bobine mba hamokatra étincelle ao amin’ny bougie.



🚨 Symptômes matetika amin’ny CDI misy olana:

✔️ Tsy misy étincelle
✔️ Moto tsy mety midémarre
✔️ Maty tampoka eny am-pandehanana
✔️ Mise en route sarotra rehefa mafana
✔️ Misy “raté” na “coupure” intermittent



🧠 FANTARO ALOHA NY MARINA:

Alohan’ny hanoloana CDI dia ataovy foana ny diagnostic complet:

🔍 Batterie sy charge
🔍 Bobine d’allumage
🔍 Capteur CKP / Pickup
🔍 Faisceau (tariby + masse)
🔍 Alimentation + fusible

➡️ Satria matetika tsy CDI no simba fa périphériques manodidina azy.



🏁 MOTO PRO – DIAGNOSTIC & RÉPARATION MOTO INJECTION

📞 034 64 144 12
⚙️ Diagnostic professionnel
⚙️ Réparation fiable
⚙️ Résolution rapide ny panne électrique sy injection



💬 “Tsy manolo pièces fotsiny izahay, fa mitady ny tena fototry ny olana.”

Address

67Ha
Morondava
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MOTO PRO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share