08/06/2026
🎉 Remise de trophées .
Hetsika nokarakarain'ny Ministeran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana Ara-tsiansa (MESUPRES), nampifandray ny fanatanjahantena, ny kolontsaina ary ny fikarohana ho fampiroboroboana ny firaisankina sy ny fifaneraseran'ny mpianatra, ny mpampianatra ary ny mpikaroka.
🏀 Basket Mpianatra
Sokajy Vehivavy💃
🥇 Tompondaka: UPRIM
🥈 Laharana faharoa: Mention Sociologie, Faculté d'Économie, de Gestion et de Sociologie (Université d'Antananarivo)
Sokajy Lehilahy🕺
🥇 Tompondaka: ESSCA (22 isa)
🥈 Laharana faharoa: CNTEMAD (15 isa)
🏀 Basket PAT – Sokajy Mifangaro
🥇 Tompondaka: FOFIFA (12 isa)
🥈 Laharana faharoa: CNRE (11 isa)
🎯 Fanorona
🥇 Tompondaka:
ANDRIAMANALINA Rivo Edmond – ISUM Ambohidratrimo
🥈 Laharana faharoa:
RALAINIRINA Tsinjo Vimbiniavo – ESPA Vontovorona
🥉 Laharana fahatelo (Prix de cœur):
RAVAONASOLO Tantely Ny Avotra – Université Privée d'Ambohidratrimo
💃 Fifaninanana Dihy
🥇 Laharana voalohany: ACEEM
🥈 Laharana faharoa: ISPM
🥉 Laharana fahatelo: INSCAE
🏅 Laharana fahaefatra: Faculté des Sciences
🎊 Hafatra famaranana
Message : Arahabaina ireo tompondaka sy ireo mpandray anjara rehetra, ary isaorana ireo mpiara-miombon'antoka sy ny mpikarakara rehetra.