Mampiadana Photographe

Mampiadana Photographe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mampiadana Photographe, Photographer, Fianarantsoa.

PHOTOGRAPHE 📷
Amour❤️‍🩹 - Passion🔥- Loisir🎨

Ity ny compte Personnel raha handefa MP:https://www.facebook.com/donaceorlando.mampiada

📞Phone: +261 38 81 698 05
💬 WhatsApp : +261 33 34 754 97
🇲🇬 Fianarantsoa - Madagascar

⚠️ Filazana avy   45e📷Hamaly ireo fanontanianareo mpianatry izahay Photographe androany 🥰 🟢 Manavakava nareo Photographe...
31/05/2026

⚠️ Filazana avy 45e📷

Hamaly ireo fanontanianareo mpianatry izahay Photographe androany 🥰

🟢 Manavakava nareo Photographe ! 🙄

Tsy manavakavaka izahay Tompoko raha tsy hita Publié ao ny sarinao, fa mety nohon'ny antony manaraka ireto:
- Mety tsy hitanay mihintsy ianao nandritra ny Carnaval nohon'ny hamaroan'ny mpianatry loatra
- Mety tsy nampaka sary anay mintsy ianao na mahita anay eny ary
- Mbola betsaka ny sary mbola tsy tratra ny nanao traitement sy manao publication azy, ka zay mahatonga ny publication sary tsy nalefa daholo fa juste extrait no alefa
- Betsaka loatra ilay sary ka tsy dia manampotoana handinihana be izahay hoe iza no efa sy iza no mbola tsy ao

🟢 Nareo de miavona 🥱

Tsy hoe miavona izahay fa mety sempotrin'ny fanenjehana asa dia tsy heno ny antsoantsonareo mampaka sary🙏

🟢 Angatahana sary fa tsy mandefa🥺
Tena tery sh enjikenjika ny fotoananay ka tsy manana fotoana handefasana ny sarinareo tsirairay

🟢 Andalana mitady Vahaolana izahay Photographe mba hahazoanareo ny sary rehetra nandritra ny 45e Anniversaire ENS

Aza manahy fa ho azonareo ihany ny sarinareo 🥰

❤️ Misaotra manokana hoanareo izay nitoraka Vonikazo🌸

Photographe :
1- 🪶 Mampiadana Donace🤍󱢏
2- Rafah Notahiniavo
3-
4- Anicet
5-

ENS Fianarantsoa
Association des Etudiants Normaliens de Fianarantsoa : AENF

30/05/2026

LJO Andrainjato Fianarantsoa🔥📷

Confirmation FLM Ihosy⚜️Contact : 0388169805
24/05/2026

Confirmation FLM Ihosy⚜️
Contact : 0388169805

Sortie de Promotion EMIT Fianarantsoa📷❤️Contact: +261 38 81 698 05
23/05/2026

Sortie de Promotion EMIT Fianarantsoa📷❤️
Contact: +261 38 81 698 05

Soutenance ENS📷❤️Contact :+261 38 81 698 05
21/05/2026

Soutenance ENS📷❤️
Contact :+261 38 81 698 05

Soutenance ENS 📷Contact :0388169805
21/05/2026

Soutenance ENS 📷
Contact :0388169805

Soutenance ENS📷 Contact :+261 38 81 698 05
18/05/2026

Soutenance ENS📷
Contact :+261 38 81 698 05

Félicitations Angelo📷Soutenance LicenceContact :+261 38 81 698 05
18/05/2026

Félicitations Angelo📷
Soutenance Licence
Contact :+261 38 81 698 05

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mampiadana Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mampiadana Photographe:

Share

Category