PTM Multi Fian'art

PTM Multi Fian'art Photographe & Vidéaste

La lumière éclaire l’évidence, mais l’ombre garde les secrets.🌗💯📸
28/03/2025

La lumière éclaire l’évidence, mais l’ombre garde les secrets.🌗💯📸

Parce que chaque moment mérite d'être capturé avec authenticité. 💯📸
21/03/2025

Parce que chaque moment mérite d'être capturé avec authenticité. 💯📸

L’innocence sous tous ses angles 📷
14/03/2025

L’innocence sous tous ses angles 📷

Une fusion d'élégance, de force et de lumière.💯🤎
07/03/2025

Une fusion d'élégance, de force et de lumière.💯🤎

💯L’art de figer l’instant…💯📸📸
22/02/2025

💯L’art de figer l’instant…💯📸📸

✅Tianao ve ny hanaingo ny tranonao, orinasa, fikambanana na koa olontsotra, fianakaviana, mpifankatia sns 😍😁💯💯Efa ho ton...
18/12/2023

✅Tianao ve ny hanaingo ny tranonao, orinasa, fikambanana na koa olontsotra, fianakaviana, mpifankatia sns 😍😁
💯💯Efa ho tonga indray ity ny taona vaovao 2024🎉🎉.
Izahay P.T.M Multi Fian'Art dia afaka manamboatra calendrier ho anao, misy ny sary izay tianao😉😉 (Format A3 Recto-Verso). 🎊Haingoy ary ny trano de asio sary izay tinao, alefaso ny commande fa ataotsika tsara be 😉.
Midira hafatra miafina fotsiny.
🎊mirary antsika hahatratra ny taona vaovao eh🎉.

💖🫶Gary & Vatosoa 🫶💖💕07 décembre 2023 💕(c) P.T.M Multi Fian'art
18/12/2023

💖🫶Gary & Vatosoa 🫶💖
💕07 décembre 2023 💕
(c) P.T.M Multi Fian'art

💖Michel & Mamy 💖
03/12/2023

💖Michel & Mamy 💖

Miarahaba antsika rehetra!Efa taona vaovao isika izao🕒🇲🇬, ka hararaoty ary ny tolotra omen'ny P.T.M multi Fian'Art anao....
15/01/2023

Miarahaba antsika rehetra!
Efa taona vaovao isika izao🕒🇲🇬, ka hararaoty ary ny tolotra omen'ny P.T.M multi Fian'Art anao.😁
💯➡️Calendrier personalisé format A3 recto-verso⬅️💯, na olontsotra na fikambanana na ihany koa orinasa 😊, toy ireto ohatra izay aseho amin'ny sary ireto.
Ny sary dia izay tianao 😉.
Koa aza misalasala ary mandefa ny commande fa efa afaka mandray anao any miafina izahay (Mp).😁

Faly miaraha antsika rehetra😊.Ny PTM Multi Fian'Art moa dia iarahantsika nahalala hatramin'izay fa misehatra amin'ireto ...
21/12/2022

Faly miaraha antsika rehetra😊.

Ny PTM Multi Fian'Art moa dia iarahantsika nahalala hatramin'izay fa misehatra amin'ireto tanisaina manaraka ireto :
▶️Photographe (Shooting, Mariage, Evenement, Publicité,...)
▶️Vidéaste (Clip, Mariage, Evenement, Publicité, Réportage,...)
▶️Création affiche Publicitaire
▶️Création Logo
▶️Création calendrier Personnalisé

Nandritra izay fotoana niarahantsika izay anefa dia tsy nijanona hatreo ihany izahay fa niezaka nikaroka hatrany mba hanatsarana ny vokatra ho anareo izay mpanjifa mahatoky anay ary nandalo fiofanana tsy nifanalavitra amin'ny tanjona💯.
Eto dia hararaotina ny miarahaba an'i Prosper(Pross PTM)🎉 sy i Claude(Claude Marjean PTM)🎊. Izay anisan'ny nanorina ny PTM Multi Fian'Art dia nahavita ny fianarana MASTER II en informatique (Ingénieur en Informatique) tao amin'ny Ecole Nationale d'Informatique ( ENI Fianarantsoa ).
Mitohy hatrany ny fanatsarana, dingana fa tsy tanjona ary hoavy tsy ho ela ny sehatra hoan'ny fanamboarana application web, site web, application mobile sns hoan'izay orinasa mila izany🙏💯.

Address

RN7
Fianarantsoa
301

Telephone

+261345048888

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PTM Multi Fian'art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PTM Multi Fian'art:

Share