08/05/2026
Toko telo no maha masaka nahandro iray,
Raha vao mitotongana ny iray amin'ireo toko ireo dia very ilay nahandro.
- Ny mpaka sary (izay Mamoaka ny fahaizany maka ilay halaina)
- Ny alaina sary (Raha tsy misy ny alaina sary dia zava-poana ilay izy)
- Ilay fakan-tsary (Ity farany no ahafahana mahazo ny hatsaran'ilay alaina sary)
Koa mirary izahay eto amin'ny Family Prod, ny mba hahazoatsika sary tsara amin'ny ity faran'ny herinandro,
Satria ny faran'ny herinandro no hany mba maka rivotra ny, mpianakavy, ny mpivady, mpiara-miasa, ny mpinamana, sns...