30/06/2013
(HAFATRA TENA MAIKA) Nandeha ity Pasitera ka nahita lahiantitra iray nijoro teo -dalana,nasainy niakatra tao anaty fiarany ity lahiantitra ka lasa izy ireo nanohy ny diany. Teny am-pandehanana dia nanontany ilay lahiantitra: Anaka,moa fantatrao ny zava-niseho tany an-danitra alina? Taitra ilay Pasitera sady natahotra ka najanony tampoka ny fiarany ary dia nanadihady ilay lahiantitra: Matory angaha ianao tompoko? ahoana no ahalalanao ny zava-miseho tany an-danitra? Dia nanomboka nitantara ilay lahiantitra: Tezitra mafy Andriamanitra ka nibaiko ireo Anjely hitsoka ny trompetra ,tsy Zakany intsony ny mahita ny fijalian'ireo Zanany sy ny haratsiam-panahin'ireo fahavalo;rehefa iny niomana ny hitsoka trompetra iny ireo Anjely no niankohoka teo anatrehan'Andriamanitra Jesosy no sady nitomany sy nitalaho mafy(ny ra t@tanany sy ny tongony t@izany fotoana izany dia mbola mitete fa tsy maina akory) niteny tamin'Andriamanitra Ray Jesosy Kristy ilay Andriamanitra Zanaka fa tsy tokony ho tsy misy dikany ny fahafatesany ary dia niteny Andriamanitra hoe Omeko fahafahana FARANY ary izy ireo. Nitodika t@ireo Anjely Jesosy sady nibaiko azy ireo hidina ety an-tany sy hanambara satria AKAIKY DIA AKAIKY NY FARANY,EFA HIVERINA TSY HO ELA JESOSY KRISTY,rakotry ny hatsemboana sy ny ranomaso ny tavan'i Pasitera ary nanontany indray izy : tompoko! ahoana no ahafantaranao izany? Dia namaly azy ilay lahiantitra : Iray Anjely nirahin'I Jesosy ireo aho raha sitrakao!!!" Dia nanjavona ilay lahiantitra: Ry Havana malala. Tantara tena nisy izy ty,aza atao tsinotsinona EFA HO AVY KRISTY, Miangavy mafy aho MIBEBAHA MIVAVAHA AMIN'AMDRIAMANITRA MINOA AN'I JESOSY KRISTY Raha azonao atao adikao ataovy peta-drindrina,zarazarao,aparitaho,ampitampit ao ity hafatra maika ity anao,ireo fianakavianao,ireo namanao SAKANO ENY FA NA DIA FANAHY IRAY AZA TSY HO VERY ANDROANY!!! Vita teto ny anjarako,anjaranao indray izao no manohy........!!!..