By MaLanto

By MaLanto 💗Vêtements, chaussures,
sacs , rideaux, etc... 💗

Hey 👋Fankasitrahana mitafotafo ho antsika rehetra fa isaky ny tonga ny arrivage campus sy puma dia lany foana🥰Hialana ts...
30/12/2025

Hey 👋
Fankasitrahana mitafotafo ho antsika rehetra fa isaky ny tonga ny arrivage campus sy puma dia lany foana🥰

Hialana tsiny fa tena tsy nahatafavoaka sary intsony
Mbola tsy tara izay tsy nahazo fa ireto mbola disponible ato amin'ny ''by Malanto'' 💗
Ho an'ny ankizy na ho an'ny lehibe samy mahazo ny anjarany
Aiza ndry no ahita samba 30.000ar izany?🤠
Afaka miantso fa raisinay foana an
034 80 954 56

mirary fety sambatra ho antsika rehetra eh💌




Address

Antsirabe
110

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261348873095

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By MaLanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to By MaLanto:

Shortcuts

Share