Efajoro Clic

Efajoro Clic Photographe événementiel...

Mahafinaritra hatrany ny miaraka amin'ireto artista namana...
03/06/2019

Mahafinaritra hatrany ny miaraka amin'ireto artista namana...

Diniho anie e ...Samy malagasy ireto olona ireto :)CopyRight: Efajoro Clic
02/04/2019

Diniho anie e ...
Samy malagasy ireto olona ireto :)

CopyRight: Efajoro Clic

NY TSY FANJARIANA ARA-TSAKAFO Matetika isika no diso fihevitra hoe manana   aho ka azoko vinidy avokoa izay tiako ho ani...
15/01/2019

NY TSY FANJARIANA ARA-TSAKAFO

Matetika isika no diso fihevitra hoe manana aho ka azoko vinidy avokoa izay tiako ho anina.

Tadidio anefa fa tsy ny fahafahanao ireo tianao ho anina no atao hilazanao fa ianao!

Ananao ary ny vola fa tsy misy ny vokatra ho vidiana?
Dia mbola hamaly iany ve ianao oe "ANY AMIN'NY GRANDE SURFACE AHO HANDEHA" ...

Ny asa mivaingana,
Ny toetr'andro,
Ny tany mamokatra...
. no mamaritra ny kalitaon'ny vokatra tonga any aminao!



Ankafizo ny sary...Ambiances mafana,Seho lafatra,Rah tsy carreau ny piste dia Nitorajofo ny tanàna :)
11/01/2019

Ankafizo ny sary...

Ambiances mafana,
Seho lafatra,

Rah tsy carreau ny piste dia Nitorajofo ny tanàna :)

Salanitra tratry ny Asaramanitra!!!Maro tokoa ireo Zaza sy Ankizy tsy afaka ny mba haiatrika ny Krismasy amim-pifaliana....
11/12/2018

Salanitra tratry ny Asaramanitra!!!

Maro tokoa ireo Zaza sy Ankizy tsy afaka ny mba haiatrika ny Krismasy amim-pifaliana.

Miandry ahy, Miandry anao, Miandry atsika izy ireo...

Eny, ndao hizara isika, ndeha atambatra ny fontsika hanome izay azotsika atolotra ho amin'izany...



Et voici les détails sur l`événement "Cœur de Noël, 3eme Edition". Comme le but de l`association est de créer une solution durable face à l'inégalité sociale, tout événement organisé par l`association comprend toujours des sessions de sensibilisation, d'éducation et de formation, de partage de connaissances, promouvant l'inclusion sociale des personnes défavorisées dans le développement de la communauté, d’où le programme de la journée du 22 Décembre sera aussi axé sur le développement personnel et le sens de responsabilités chez les enfants!
Tous ensemble, partageons les moments de fêtes et de magie de noël avec les enfants nécessiteux.
Toutes formes de dons seront les bienvenues: Vêtements et chaussures pour enfants de 2-7ans, goûter de Noël, soutien financier pour l'achat de jouets à distribuer aux enfants de l'EPP Fenomanana Morarano.
Soutenez, contribuez, participez......et partagez au profit des enfants défavorisés!

06/12/2018

Tolotra iray ho an'ireo namana mitady Bapampa :)
Efa hitanay, ary efa henonay... fa tsara ny mozikan-zalah!
Ary matotra tsara!


Merci 2424.mg amin'ny tosika ho an'ny tanora!

Lefy hoy iano?Lavon-dRafanatontoloana?Nihoaran-dRafandrosoana?'Ndeha re, izaho sy ianao, hiverina indray!Asandrato fa Ma...
05/12/2018

Lefy hoy iano?
Lavon-dRafanatontoloana?
Nihoaran-dRafandrosoana?

'Ndeha re, izaho sy ianao, hiverina indray!
Asandrato fa Malagasy isika... ary ho Malagasy hatrany!

'Ndeha entso izany faneva, ary asandrato avo!

Mankasitraka anareo mpandihy mafatra-po: Juju Ravakiniaina, Finaritra Rahars, Marayah Numen'tsuh, Nandrianina Rasoarimalala, STWayWe D, Sissi Razafy sy ny Mpikarakara Tontolo Mirza :)



Live Hafakely... Kanto ve sa mozika?! Hira sa Kalo?!Mahaiza mikajy Tontolo iainana hoy Teddy Prezeau,Mamiratra ianao fa ...
03/12/2018

Live Hafakely...

Kanto ve sa mozika?!
Hira sa Kalo?!

Mahaiza mikajy Tontolo iainana hoy Teddy Prezeau,
Mamiratra ianao fa tsy tsara hoy Njara Marcel.. Matsiro hoy Jacquis Randria Saoul

Efajoro Clic

26/11/2018

Atolotra ho anareo...

Izany hono ono itiavana anareo vehivavy ka... Ankafizo

Address

La Villa Verte Ambatomirahavavy
Antananarivo

Telephone

0341605000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Efajoro Clic posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category