Lumensia

Lumensia Photographe & vidéaste basé à Madagascar. Mariages, événements, entreprises. Des images lumineuses, vivantes et pleines d’émotion.

13/05/2026

Andro manokana ho an’i Lumensia androany. 🎉

🎊Herintaona izay no nizoranay niaraka taminareo.
🎆Herintaona nisamborana tsiky, fihetseham-po ary fahatsiarovana sarobidy.

Mankasitraka anareo rehetra nanome fitokisana anay nandritra izay fotoana izay.
Ianareo no nahatonga an’i Lumensia hitombo sy hivelatra isan’andro.

✨Mbola lavitra ny lalana.
Mbola maro ireo tantara tsara ho tantaraina miaraka aminareo.

💙💛Lumensia
“Partagez la lumière, vivez l’émotion avec nous.”

😍Ho mariky ny fifalianay dia misy tolotra manokana ho an'izay manao famandrian-toerana mandritra ity volana ity koa aza tara ary ehh!!!!

Un buffet qui rassemble. Des saveurs prêtes à être partagées.
23/04/2026

Un buffet qui rassemble. Des saveurs prêtes à être partagées.

Une décoration qui transforme l’espace en expérience.Décoration: By Mi
20/04/2026

Une décoration qui transforme l’espace en expérience.

Décoration: By Mi

💍Une histoire en trois images.
14/04/2026

💍Une histoire en trois images.

Chaque accessoire porte une intention✨. Rien n’est laissé au hasard.
10/04/2026

Chaque accessoire porte une intention✨. Rien n’est laissé au hasard.

🪄Nouvelle série.L’histoire commence ici.Chaque détail compte.‼️N'hésitez pas à nous suivre sur Instagram pour ne rien ma...
09/04/2026

🪄Nouvelle série.

L’histoire commence ici.
Chaque détail compte.

‼️N'hésitez pas à nous suivre sur Instagram pour ne rien manquer
https://www.instagram.com/lumensia.mg

✨ Lumensia capture vos moments clés avec précision.

Avant que la magie commence 💍✨ – chaque détail compte.
18/10/2025

Avant que la magie commence 💍✨ – chaque détail compte.

Un grand merci à notre client pour sa confiance 😇, chaque instant capturé est une belle histoire à raconter ! Envie d’im...
29/07/2025

Un grand merci à notre client pour sa confiance 😇, chaque instant capturé est une belle histoire à raconter !
Envie d’immortaliser vos moments ? 😁 Contactez-nous et donnons vie à vos souvenirs en images et vidéos !

📞 038 09 468 63
📧 [email protected]

30/05/2025

Any ambanimbanivohitra any 🏞️

📩Aza adino ny mizara raha mahafinaritra anareo ny zavatra atolotray ho anareo.

Tao aorian'ny horonantsary kely fohy nasehonay taminareo iny dia tonga ny fotoana hamoahanay ny tena endrika tao ambadik...
21/05/2025

Tao aorian'ny horonantsary kely fohy nasehonay taminareo iny dia tonga ny fotoana hamoahanay ny tena endrika tao ambadik'ireny sary ireny.

📸 Indreto izahay 6 mirahalahy mandrafitra ny ekipa Lumensia ✨
👥 Ekipa 6 samy manana ny talentany, ny fahaizany ary indrindra ny fitiavana ny tontolon'ny sary.

Ho avoakanay miandalana eo ihany ny mombamomba ny tsirairay ko aza miala ny pejy ary eh!!!!

🔁Aza adino ny mizara , manisy "j'aime" raha mahaliana anao ny tontolon'i Lumensia 💛

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lumensia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share