S.R Imagin'Art Madagascar

S.R Imagin'Art Madagascar Photographe et Vidéaste disponible pour la couverture de vos événement. Disponible partout à Madagascar

Préparation jeune marié🥰 .   Imagin'art Madagascar .
27/05/2026

Préparation jeune marié🥰
.
Imagin'art Madagascar .

Une pose très intime où le marié est assis entouré de ses sœurs qui lui murmurent des conseils . by SR Imagin'art Madaga...
16/05/2026

Une pose très intime où le marié est assis entouré de ses sœurs qui lui murmurent des conseils .

by SR Imagin'art Madagascar

🖼🧐Satria mandalo ao anatin'ny indray mipi-maso ireo fotoana sarobidy indrindra, dia eto aho handrakotra antsary 📸📷🎞📽mba ...
28/04/2026

🖼🧐Satria mandalo ao anatin'ny indray mipi-maso ireo fotoana sarobidy indrindra, dia eto aho handrakotra antsary 📸📷🎞📽mba hahatonga azy ireo ho fahatsiarovana mandrakizay.
by S.R Imagin'Art Madagascar

Accessoires wedding photo       ©SR Imagin'art Madagascar
15/04/2026

Accessoires
wedding photo

©SR Imagin'art Madagascar

08/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hervé Monja Tsiresy, Mada Zava Mahaliana, Dieu Donné Emile Fanambina, Haja Razakandriamparany, Dezy Andronic, Jessica Nomenjanahary, Annicka Vola-Miarina, Jacquot Eddie, Crisbio Melaine, Fanomezana Aina, Miaro Tiana, Rfb Fanomezantsoa, Mora Paulson, Tonny Jahh, Rah Ents, Diarimanana Ephraim, Natacha Marie, Haingo Ratiarivony, Pris On Pierrot, Arckadia Boost, Volana Balika, Stivio Armand, Firaselay Louis, Stee Cyh, Mirindra Maminiaina, Maman'fitia Hanta, Ravo Rnjhr, Fenomanana Marie, Sandrah Rafanomezatso Imadie, Andrien Fidelin Bacchi, Fetymichel Michel, Selinah Jenny, Vondrona Sarika, Job Makoa, Nyrina Stephane, Kiah Tah, Heriniaina Alexandrine, Fynish Shane, Ed Sheren Jr., Tambiniaina Mounnaya, Faniry Lindah, Karana Fvz, Michou Razafindrakoto, Mamitiana Dominicole, Tantely Ny Aina, Faneva Rafanomezantsoa, Maman Eden, Ariella Patricia Rakotoarison, Ka Rim, Miantsa Fafy

Salama dahol . Aleo mba hanotanina ndray n hevitrareo hanomana événement !!! 😁😁>> Raha ohatra oe ianareo no hasainay pre...
26/03/2026

Salama dahol . Aleo mba hanotanina ndray n hevitrareo hanomana événement !!! 😁😁
>> Raha ohatra oe ianareo no hasainay prestataire miteny budget anareo amin'ny resaka photo & vidéo dia otrinona ny mba natokanareo hoan'izay ?
💬💬Misokatra ny ady hevitra ho atsika rehetra . !!

11/02/2026

FILAZANA MANOKANA MOMBA NY RIVODOZA | 11 Febroary 2026 – 04 ora maraina

☑️Tamin’ny 03 ora maraina teo dia tao amin’ny Kaominina Amboasary avaratra, distrikan’Anjozorobe no nisy ny foiben’i GEZANI. Nihena hatrany ny heriny ka niverina ho Forte Tempête Tropicale indray ny tanjany. 90 km/ora ny rivotra miaraka aminy, izay arahina tafiotra 125 km/ora manakaiky ny foibeny. Nikisaka niakandrefana izy ka nahafaka 25 km/ora.

⚠️ Hamakivaky ny faritry ny afovoan-tany izy anio ary vinavinaina hivoaka any amin’ny lakandranon’i Mozambika, eo anelanelan’ny Maintirano sy Morondava ny takariva na ny alina.

❗❗ Ho mafy hatrany ny rivotra ary mbola hitondra rotsak’orana betsaka ihany koa izy (50 hatramin’ny 100 mm/24 ora) amin’ireo faritra ho lalovany. Ahiana araka izany ny tondra-drano, ny fiakaran’ny renirano sy ny fihotsahan’ny tany.❗❗

🚨Miova toy izao ny filazana loza mikasika ny rivodoza :
📕📕 Loza mitatao miloko mena : Alaotra Mangoro , Analamanga ary Betsiboka;
📒📒 Loza manambana miloko mavo : Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky ary Menabe
📘📘 Fahamailoana miloko manga : Analanjirofo sy Atsinanana ;

⛔️ Iangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’ny Vohemar sy Mahanoro, sy eo anelanelan’ny Besalampy sy Morombe mba tsy hiandriaka satria mikorontana ny toetry ny andro..⛔️

🙏Entanina ny rehetra mba hanaraka hatrany ny toro-marika omen’ny manam-pahefana isan-tokony

🔑 Météo Madagascar

20/04/2025

Address

Analamahitsy/Andoharanofotsy
Antananarivo

Telephone

+261349755966

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when S.R Imagin'Art Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share