07/04/2020
Torohevitra fisorohana ny COVID 19
****Conseil contre le COVID-19****
Video link: https://youtu.be/1LoEe9ebOjo
Tontosa soamantsara androany Talata 7 aprily 2020 teny amin'ny CCOC Ivato ny fanolorana ny tolo-tanana avy amin'ny Malagasy any Chine. Atolotra ho fanampiana ireo toeram-pitsaboana manerana ny faritany enina any Madagasikara.
Mankasitraka ny mpikarakara rehetra ary misaotra an’ireo izay nisolo-tena tany Madagasikara.
Misaotra indrindra tompoko dia mahereza hatrany.
ANDRIAMANITRA anie hiaro antsika amin’ity aretina ity.