Safidy R. Pixel

Safidy R. Pixel Créateur de contenus Audiovisuels. Documentaire

11/01/2023

Tax Bouta 🙏

Mirary fiononana feno ho an'ny Fianankaviany sy ireo namana akaiky azy. DIO-XVI Komandona sy Rapadango ✊

Ity ilay clip tokana niarahatsika niasa ny taona 2016, ho fahatsiarovana.
Za manokana anisan'ny mpankafy ny fiangalinao ny asa-soratrao rehefa manao Rap.

Mandrampihaona zoky be 🕊️

18/05/2022

Love is sweet when it's new,
but it is sweeter when it's true. 💟

" Ho mamy hatrany ... " 💏

Izay mahakolokolo manana ny soa .🌾💧•© Safidy Ralambomanana
09/12/2021

Izay mahakolokolo manana ny soa .🌾💧

© Safidy Ralambomanana

Arahaba ririnina. 💨🥶❄️©️ Safidy Ralambomanana
21/04/2021

Arahaba ririnina. 💨🥶❄️
©️ Safidy Ralambomanana

Portrait. 🤱💕•••🔭 Lumière naturelle ☀️© Safidy Ralambomanana
16/11/2020

Portrait. 🤱💕



🔭 Lumière naturelle ☀️
© Safidy Ralambomanana

04/11/2020

Sendra niserana tamin'ny "télé" vahiny ny sangan'asa ka tsy hay ny tsy hizara azy etoana . 📣🤩

𝗣𝗦 : 𝗶𝗹𝗮𝘆 𝗮𝗻𝗴𝗶𝗱𝗶𝗺-𝗯𝘆 𝗸𝗲𝗹𝘆 𝗺𝗶𝘀𝘆 𝗺𝗮𝘀𝗼𝗻𝘆 🚁 𝗻𝗼 𝗮𝗻𝗷𝗮𝗿𝗮 𝗯𝗶𝗿𝗶𝗸𝘆 𝗻𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗸𝗲𝘁𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗵𝘆 𝘁𝗲𝘁𝗼 😆

💼Orinasa : Ilanga Nature
📺Mpiara Miasa : RFI & RTBF
📍 Toerana : Manakara

Iza 'lay mpiteny foana hoe zah anie tsy "Photogénique" rehefa mba alaina sary reny !? 😅 . Ao mba mianatra kely ary 😁Soav...
30/10/2020

Iza 'lay mpiteny foana hoe zah anie tsy "Photogénique" rehefa mba alaina sary reny !? 😅 . Ao mba mianatra kely ary 😁

Soava ny zoma o 👊😎

Nos matériels pour vos tournages ou spéctacles sont également disponibles en location.🎥|💡|⚙️|🎬Rail - Dolly track | plate...
24/10/2020

Nos matériels pour vos tournages ou spéctacles sont également disponibles en location.
🎥|💡|⚙️|🎬

Rail - Dolly track | plateau + 12m (+courbe)
Grue - mini Jib crane | 2m
HMI | 575w
Kinoflo | 36w (x6)/(x4)

04/08/2020

ie, milona tanteraka anaty ririnina isika zao ka amafiso tsara ny aro-vatana,ateveno ny bodofotsy :D ... mirary soa anao.Soava mandry ary ô! ;)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345409567

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Safidy R. Pixel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Safidy R. Pixel:

Share