NECT'ART Yousf 405

NECT'ART Yousf 405 Would you like us to bring anything ? Art Classique, Art Futur

Artiste polyvalent,Artiste Peintre, Dessinateur
Poésie...

14/11/2025

✨ Et oui ! Voici enfin les gagnants du concours… entourés de nos membres du jury ! ✨

Un grand félicitations à vous quatre pour vos œuvres inspirées autour du thème « Mon rêve ».
Vous nous avez fait voyager à travers votre imagination, et grâce à vous, la Maison d’Art peut compter sur de jeunes artistes exceptionnels… tout comme l’ensemble des participant(e)s de ce concours !

Merci pour votre talent, votre énergie et votre créativité. 🎨💫
Merci à ANT Builders d’avoir cru en leurs rêves et d’avoir soutenu leur créativité. 💙✨
Merci également à l’Alliance Française pour son précieux soutien ! 🙏💙
L’aventure continue !

🚨𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐉𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎⚠  🕯Araka ny tatitr'isa azo tamin'ny 3 volana voalohany ho an'...
14/11/2025

🚨𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐙𝐀𝐎 𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐉𝐀𝐎 𝐍𝐘 𝐊𝐄𝐋𝐘 𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀𝐎⚠

🕯Araka ny tatitr'isa azo tamin'ny 3 volana voalohany ho an'ity taona 2025 ity dia 𝟳,𝟴 𝗺𝗶𝗹𝗹𝗶𝗮𝗿𝗱𝘀 ny olombelona eto an-tany ka:

🙋🏼‍♀- Vehivavy = 5,6 milliards
🙋‍♂️- Lehilahy = 2,2 milliards

🦖𝙈𝙞𝙡𝙖 𝙩𝙖𝙣𝙙𝙧𝙚𝙢𝙖𝙣𝙖 𝙗𝙚 𝙞??𝙚𝙤 𝙡𝙚𝙝??𝙡𝙖𝙝𝙮 2,2 𝙢𝙞𝙡??𝙞𝙖??𝙙𝙨 𝙨𝙞𝙨𝙖 𝙞𝙧𝙚?? satria amin'ireo koa dia:

💡- 1 milliard efa
💡- 130 millions any
💡- 70 millions bandy

🔎Araka izany dia zara fa misy 1 milliard sisa ny lehilahy fanambady kanefa amin'ireo indray dia:

👉- 50 % tsy an'asa.
👉- 3 % miaraka amin'ny lehilahy ihany
👉- 5 % Mompera katolika
👉- 10 % havana
👉- 32 % lehibe mihoatra ny 66 taona.
👉- 67 % manao PD nah lehilahy mivadika vehivavy
💡Ka izao ry vehivavy na manambady na tsia: 𝙝𝙖𝙟𝙖𝙤 𝙣𝙮 𝙡𝙚𝙝𝙞𝙡𝙖𝙝𝙮 𝙛𝙖 𝙚𝙛𝙖 𝙠𝙚𝙡𝙮 𝙨𝙞𝙨𝙖 𝙣𝙤 𝙖𝙣𝙖𝙣𝙖𝙣𝙩𝙨𝙞𝙠𝙖 𝙖𝙯𝙮 𝙞𝙧𝙚𝙤🙏.
sary indrana😊

ART
31/10/2025

ART

Mitsiky kely aloha
30/10/2025

Mitsiky kely aloha

🔶 Lettonie : Firenena kely, tsy misy fifandanjana eo amin'ny lahy sy vavyAny amin’ny faritra   no misy an’i  , firenena ...
27/10/2025

🔶 Lettonie : Firenena kely, tsy misy fifandanjana eo amin'ny lahy sy vavy

Any amin’ny faritra no misy an’i , firenena iray manana mponina manodidina ny 1,8 tapitrisa, ary ao anatin’ny Vondrona Eoropeana. Na dia firenena milamina sy mandroso aza izy, dia misy olana ara-tsosialy lalina mihitsy: be dia be ny vehivavy noho ny lehilahy.

Raha ny antontanisa, dia amin’ny vehivavy 100, dia vitsy lavitra ny lehilahy — ka mahatonga ireo vehivavy maro tsy manambady na tsy manana sipa. Izay no antony mahatonga ny lehilahy any an-toerana tahaka ny “rarezina sarobidy”: rehefa miezaka manasa sipa, dia tsy mijery firy ny vola na ny asany intsony ireo vehivavy.

Misy mihitsy aza ireo ray aman-dreny manampy mivantana amin’ny fanambadian’ny zanany vavy: manome trano, fiara, na fanampiana hafa ho an’izay lehilahy hanao azy vady.

Io zava-misy io dia mampiseho ny olana demografika sy fiovana ara-tsosialy lalina any amin’ny firenena eoropeana maro: nihena ny tahan’ny teraka, nihabetsaka ny fifindra-monina ataon’ny lehilahy, ka miteraka tsy fifandanjana eo amin’ny lahy sy vavy.

➡️ Fanehoan-kevitra:
Mahavariana sy mampieritreritra! Raha firenena toa an’i Lettonie aza efa miatrika olana toy izany amin’ny fifandanjan’ny mponina, dia tena zava-dehibe tokoa ny politikam-pirenena momba ny fianakaviana sy ny tanora mba tsy hisy firenena hiharan’izany tsy fitoviana izany amin’ny ho avy.
Malagasy Gasy .MG

Ny sambo sy ny ranomasina ary ny rivotra
25/10/2025

Ny sambo sy ny ranomasina ary ny rivotra

🔶 Izany eo ihany fa enjana nama ny cité an'ny mpianatra eny Ankatso eny..Misy pompe mandeha tsy ankijanona izany fa tsy ...
25/10/2025

🔶 Izany eo ihany fa enjana nama ny cité an'ny mpianatra eny Ankatso eny..
Misy pompe mandeha tsy ankijanona izany fa tsy misy robinet..dia ny do**he tsy misy hidiny fa ahantona kely eo ny ankanjo dia hoe misy olona izany..

Nisy fotoana ah efa nitabataba be hoe misy olona oo misy olona oa marina e..dia mbola nisy niditra ihany sady niteny hoe za ndreky mbo hangalaky savony frera..

Ianao mahandro sakafo ao an-dakozia dia misy manao azafady izany fa sady làlan'ny moto hoany Ambohipo eo amin'ilay fatapera..

Teny ah vao nahita an'izany hoe fil mitondra courant izany dia hitanao ilay courant eo ivelan'ilay fil..
Na ilay fil ary otrany mijery anao izany sady miteny hoe mijaly ah rahalahy aa..

Misy fatana courant izany eny fa tena ozy ianao hoe sao mba itony ary izany fitaovam-piadiana nokleary izany?
Jerenao ilay fatana otrany tonga dia branché-na direct eny amin'ny pôto an'ny Jirama..
Ahoana lesy izao?aaa io tsy raha manah frera..

Ny ampoule eny tsy misy intérupteur fa kitihana kely rehefa hoe pihana..
Nisy fotoana nopiako ny jiro tao aminay dia nisy olona niteny tany ambadika hoe ndraso mà lo frera fa mbola mangano zavatra..

Eny misy an'izany hoe ianao miresaka amin'olona ao an'efitranonao dia misy olon-kafa any ambadika mamaly hoe marina kosa izany tenin'lery izany e..

Amin'ny 4ora maraina eny misy mandefa baffle mafy be dia hira hoe olo jôby..

Indraindray ianao mifanena amin'ny voalavo ngeza be izany..dia ny fijerin'ilay voalavo anao otran'ny miteny izany hoe efa vita ngah ny boky frera..

Fa ny tena enjana nisy hoe papan'i Arnaud mipetraka ao amin'ny cité ao..dia nefa papan'i Arnaud efa 50taona..tsy ho mpianatr'Ankatso mihintsy..
Dia nefa i Arnaud koa tsy mpianatr'Ankatso fa Polisy eny Ambatomirahavavy..

Misy lamban-jaza miaha izany..nefa ilay zaza koa mbola tsy mpianatr'Ankatso..sady tsy an'i Arnaud..
ⓒandrianina iharantsoa

If selfishness prevails, others cannot be understood. If greed prevails, corruption prevails. If there is no mercy from ...
13/10/2025

If selfishness prevails, others cannot be understood. If greed prevails, corruption prevails. If there is no mercy from God, there will be no peace on earth.🙏
Если преобладает эгоизм, других невозможно понять. Если преобладает жадность, преобладает коррупция. Если нет Божьей милости, не будет мира на земле.🙏

l'intelligence artificielle ( IA) est un domaine de recherche et de développement qui vise à créer des machines et des s...
03/10/2025

l'intelligence artificielle ( IA) est un domaine de recherche et de développement qui vise à créer des machines et des systèmes capables de simuler l'intelligence humaine. LIA peut être utilisée pour effectuer des tâches telles que la reconnaissance vocale, la vision par ordinateur, la prise de décision et la résolution de problème.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NECT'ART Yousf 405 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category