Surpr'Ice

Surpr'Ice Glace artisanale fait maison aux parfums et arΓ΄mes naturels.

Ety amin'ny π‘΄π’‚π’π’ˆπ’‚ π‘΄π’‚π’π’Šπ’‚ π‘­π’†π’”π’•π’Šπ’—π’‚π’ π‘΄π’‚π’…π’‚π’ˆπ’‚π’”π’„π’‚π’“  Gymnase couvert Ankorondrano indray no misy ny glace SURPR'ICE androany sy ...
11/12/2021

Ety amin'ny π‘΄π’‚π’π’ˆπ’‚ π‘΄π’‚π’π’Šπ’‚ π‘­π’†π’”π’•π’Šπ’—π’‚π’ π‘΄π’‚π’…π’‚π’ˆπ’‚π’”π’„π’‚π’“ Gymnase couvert Ankorondrano indray no misy ny glace SURPR'ICE androany sy rahampitso Alahady. Sady mafanaaaaa!! πŸŒžβ˜€οΈπŸŒžπŸ¦πŸ¨πŸ§

Ety amin'ny Palais des sports TSENABE MIAVAKA indray no misy antsika anio Alarobia 1er DΓ©cembre hatramin'ny Sabotsy 04 D...
01/12/2021

Ety amin'ny Palais des sports TSENABE MIAVAKA indray no misy antsika anio Alarobia 1er DΓ©cembre hatramin'ny Sabotsy 04 DΓ©cembre! Stand nΒ°17

Dia mbola mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nandalo tao amin'ny FOIR'LAIT sy nanjifa ny produits S...
20/11/2021

Dia mbola mamerina ny fisaorana sy fankasitrahana antsika rehetra nandalo tao amin'ny FOIR'LAIT sy nanjifa ny produits SURPR'ICE. Sary vitsy ihany no azo 😁 Misaotra tompoko πŸ™

Iza no mbola tsy nanandrana an'izany Glace Sakamalaho izany!? Tongava manao dΓ©gustation o!! Stand 9 ato amin'ny PLAZA Am...
18/11/2021

Iza no mbola tsy nanandrana an'izany Glace Sakamalaho izany!? Tongava manao dΓ©gustation o!! Stand 9 ato amin'ny PLAZA Ampefiloha FOIR'LAIT

Ao amin'ny FOIR'LAIT ao  Ampefiloha indray ny fotoanantsika ny 18-19-20 Novembre. Au RDV: Glace Γ  gogo, DΓ©gustation, Kad...
17/11/2021

Ao amin'ny FOIR'LAIT ao Ampefiloha indray ny fotoanantsika ny 18-19-20 Novembre.
Au RDV: Glace Γ  gogo, DΓ©gustation, Kadoa, Photobooth... Tongava maro!!

Rendez-vous au PLAZA Ampefiloha du 18 au 20 Novembre pendant l'évènement FOIR'LAIT! 🍨🍦🍧
14/11/2021

Rendez-vous au PLAZA Ampefiloha du 18 au 20 Novembre pendant l'évènement FOIR'LAIT! 🍨🍦🍧

πŸŒžβ˜€οΈπŸŒžβ˜€οΈπŸŒž Iza no efa nanandrana an'ity sorbet Fraise πŸ“ tao amin'ny Le Salon Gourmand ity?? πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹Mandray commande - livraison...
20/10/2021

πŸŒžβ˜€οΈπŸŒžβ˜€οΈπŸŒž Iza no efa nanandrana an'ity sorbet Fraise πŸ“ tao amin'ny Le Salon Gourmand ity?? πŸ˜‹πŸ˜‹πŸ˜‹

Mandray commande - livraison amin'ny zoma izao.

1barquette 1L achetΓ© = 5 cornets offerts

Contact MP ou 034 17 667 99 - 033 02 944 63

Efa afaka jifaina ao amin'ny Shop Liantsoa Antanimena ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao!! Tsiro hafa mihitsy: Sa...
15/10/2021

Efa afaka jifaina ao amin'ny Shop Liantsoa Antanimena ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao!!
Tsiro hafa mihitsy: Sakamalaho (ginger), Solila (menthe), Nougat (nougat glacΓ©) ary Chocolat... Ny esquimau mifono chocolat sy voanjo ary misy fruit confit ny ao anatiny.
Tohano hatrany ny VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬

Miarahaba o! Hitanao ety amin'ny Le pavΓ© Antaninarenina ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao anio 02 OktΓ΄bra 2021 h...
02/10/2021

Miarahaba o!
Hitanao ety amin'ny Le pavΓ© Antaninarenina ny glace SURPR'ICE amin'ny endriny vaovao anio 02 OktΓ΄bra 2021 hatramin'ny 6ora hariva.
Tongava maro!

Glace SURPR'ICE hitantsika eny amin'ireto toerana ireto:β˜† HAVOANA LAND Imerinkasininaβ˜† MAEVA Mandroseza β˜† Station GALANA...
06/02/2020

Glace SURPR'ICE hitantsika eny amin'ireto toerana ireto:
β˜† HAVOANA LAND Imerinkasinina
β˜† MAEVA Mandroseza
β˜† Station GALANA ANONY Ankadimbahoaka
β˜† Shop Liantsoa Antanimena
β˜† Shop Liantsoa Ambohijatovo...

Tohanantsika nyπŸ‡²πŸ‡¬ VITA MALAGASY πŸ‡²πŸ‡¬

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! πŸŽπŸŽ„πŸŽ‰
25/12/2019

Mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra! πŸŽπŸŽ„πŸŽ‰

Address

Ambohimangakely
Antananarivo
103

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261 33 02 944 63

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Surpr'Ice posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share