224 MAG

Call Contact the business

224 MAG ÉMISSION MOTO 🏍️🇲🇬
" MAÎTRISE - SÉCURITÉ "

🏍️ 224 MAG - L’émission Moto & Sport Mécanique à Madagascar 🔥

Plonge au cœur de la culture moto et du sport mécanique à Madagascar ! 🏁 Actus, custom, événements, essais et histoires de passionnés… 224 MAG, c’est l’émission qui vibre au rythme des moteurs ! 🚀🏍️

📲 Suis-nous pour ne rien rater et vivre la passion moto autrement ! 🔥

17/10/2026

Aza miraparapa rehefa tsy voafehinao le fiara indrindra fa ny BVA ... 😒

Matimaty fahatany ny tsy manantsiny

19/09/2026

KITASSÔ ... 👀😭🤣🤣🤣

11/06/2026

((( Vidéo de Harena Sarobidy dans le groupe RN's pur PASSION )))

😡🤬Sao mba asina didy hoe tsy mahazo miCircule RN2 ny 2 roues ?!!! ....

🤬🤬Sao de atao iray sy iray amin'zay ary ty revy ty lele ....

FANAOVANA TSINOTSINONA IZAO😡

- Aiza hoaiza amin'izao zany le hoe sisiny ho alaina raha hoe maka sisiny .... ? 😅😆- raha fiara tsotra na 4*4 raitra ve ...
08/06/2026

- Aiza hoaiza amin'izao zany le hoe sisiny ho alaina raha hoe maka sisiny .... ? 😅😆

- raha fiara tsotra na 4*4 raitra ve no nifanena dia mbola sahy nandroso ihany le camion ... ?

🔥 FOSA DRAG RACING 🔥 FOSA Energy MadagascarUne performance explosive sur la piste ! 🏁𝐇𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐊𝐞𝐥𝐲 ( #𝟏𝟗) 𝐝𝐞́𝐜𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞 𝐥𝐚 𝟏𝐞̀...
03/05/2026

🔥 FOSA DRAG RACING 🔥 FOSA Energy Madagascar

Une performance explosive sur la piste ! 🏁

𝐇𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 𝐊𝐞𝐥𝐲 ( #𝟏𝟗) 𝐝𝐞́𝐜𝐫𝐨𝐜𝐡𝐞 𝐥𝐚 𝟏𝐞̀𝐫𝐞 𝐩𝐥𝐚𝐜𝐞 𝐥𝐨𝐫𝐬 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝟏𝐞̀𝐫𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐜𝐡𝐞 𝐌𝐨𝐭𝐨𝐫𝐛𝐢𝐤𝐞 𝐃𝐫𝐚𝐠 𝐓𝐫𝐨𝐩𝐡𝐲 by Sarron & RunMada au guidon de sa redoutable **BMW M1000RR** 💥



📸 Photo M1000RR by Mounir Photography

✌️ Aman'taonany no tsy nahitantsika an'i Kahren sy Rova , ireo izy ireo miverina milalao androany 🔥 --- BATAC Arivonimam...
03/05/2026

✌️ Aman'taonany no tsy nahitantsika an'i Kahren sy Rova , ireo izy ireo miverina milalao androany 🔥 --- BATAC Arivonimamo - Fosa drag racing FOSA Energy Madagascar

Catégorie sportive :
✅ ROVA : Cbr600r
✅ Kah Ren : Yamaha R6

Liste des Motorbike 1ère manche du FOSA DRAG RACING 🔥🔥✌️ALEFA ZALAH AA 🤙🤟 Androany 03 mai ity resaka ity, BATAC arivonim...
03/05/2026

Liste des Motorbike 1ère manche du FOSA DRAG RACING 🔥🔥✌️

ALEFA ZALAH AA 🤙🤟

Androany 03 mai ity resaka ity, BATAC arivonimamo ✔️

02/05/2026

Maromaro izay hetsika Mekanika sy revirevy mekanika izay tato ato ,mbola misy rahampitso 03 mai 2026 eny ARIVONIMAMO : Fosa drag racing FOSA Energy Madagascar

Ka hafatrafatra fohy ary zalah ....

RIDE SAFE ✌️

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:00 - 22:00
Tuesday 07:00 - 22:00
Wednesday 07:00 - 22:00
Thursday 07:00 - 22:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 10:00 - 21:00

Telephone

+261340548669

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 224 MAG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 224 MAG:

Shortcuts

Share