05/02/2025
Salama 么么么馃憢
馃憠 Andao hiresaka kely ny tombotsoa an'ito voankazo mena ito indray ary eee...馃崏馃崏
Ny past猫que na koa hoe (voanketsihetsy ) dia voankazo be ranony sy mamy izay mitondra vokatsoa maro sy manampy ny ara-pahasalaman'ny vatantsika. Ireto ary misy santionany kely vitsivitsy eee馃ぉ
1. Misoroka ny tsy fahampian-drano na ny (d茅shydratation
馃崏 Ny 90% an'ny past猫que dia saika rano avokoa, ka manampy amin'ny fisorohana ny fahamainan'ny vatana izany(d茅shydratation).
馃崏 Mahasoa indrindra rehefa amin'ny vanim-potoanan'ny hafanana be.
2. Manome otrikaina maro (vitamine)
馃崏 Vitamine A: Manatsara ny fahitana sy ny fahasalaman鈥檔y hoditra.
馃崏 Vitamine C: Manamafy ny hery fiarovan'ny vatana.
馃崏 Potasioma: Izay singa tena anisan'ny ilain'ny fontsika.
3. Mampihena ny risika amin鈥檔y aretin鈥檔y fo
馃崏 Misy lycop猫ne, izay antioksidana manampy amin鈥檔y fisorohana ny aretim-po sy ny tosidra ambony.
4. Mampitony ny hozatra sy mampihena ny havizanana ( Rehefa avy nirotoroto iny na nanao sport)
馃崏 Ny citrulline ao amin鈥檔y past猫que dia manampy amin'ny fahasitranan'ny hozatra(soulagement de douleur), ka tsara ho an鈥檔y atleta sy izay manao fanatanjahan-tena.
5. Manatsara ny fiasan鈥檔y voa
馃崏 Manampy amin'ny fanadiovana ny voa amin'ny alalan'ny fanafoanana ny poizina sy ny fako ao amin鈥檔y vatana.
6. Mampihena ny mety ho homamiadana( cancer reinal)
馃崏 Noho ny fisian鈥檔y lycop猫ne sy antioxidants, dia mety manampy amin鈥檔y fisorohana ny homamiadana izy.
7. Tsara ihany koa ho an鈥檔y fandevonan-kanina ( digestion)
馃崏 Ny fibre sy rano ao aminy dia manampy amin'ny fandevonan-kanina tsara sy fisorohana ny fitohanana (constipation).
8. Manatsara ny hoditra sy ny volo
馃崏Ny vitamina A sy C dia manampy amin'ny famokarana collagen, izay manamafy ny hoditra sy manome famirapiratana azy.
Arak'izany ary dia hitantsika fa,
Ny past猫que dia voankazo mahasoa amin鈥檔y lafiny maro. Tokony mihinana azy in-tel isan-kerinandro ny vatan'ny olona iray ankoatran'ireo voankazo hafa...
Misaotra 么么么!
" Mandroso amin-kery, tsy hijanona sanatria..." 馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞
馃憠 Pejy natao
antsika
#-piainana rehetra
tsivakivolo馃嚥馃嚞馃嚥馃嚞