28/07/2026
... Tontolo feno Fiadanana ...
Fiadanana no tsapa rehefa avy mandeha lavidavitra, mipetraka eo amoron-dalana miala sasatra vetivety. Endrika menamenatra, feno tsiky, no iarahaban'ireo ankizy mitandahatra manao 'mbay làlana: "Maaanahoaaaana ^^✨."
Eo anilan'izany, Rahona sy baliakan'ny masoandro no mitaratra ny andavanandron'ireo mponina. 🌳🌲☀️
--- Ny Tontolo Ambanivohitra.
Commune: I S A N D A N D R A H Y A M B O N Y
District: Amorn'i Mania
Ora: Firavan'ny Mpianatra (manodidina 12h00 eo)