Malagasy 🇲🇬
Niorina tamin'ny 7 Janoary 2020 tao Ivandry i MIRO, novolavolain'i Micka RAHARISON, zanak'i RALISON sy RAIVOMANANA. Hatramin'ny nananganana azy dia niasa teo amin'ny sehatry ny fakàna sary matihanina sy ny varotra fitaovana informatika, elektronika ary kojakoja mifandraika amin'izany i MIRO. Manolotra tolotra fakàna sary ho an'ny mariazy, vodiondry, fiançailles, anniversaire ary hetsik
a isan-karazany izahay, ary manome fitaovana sy vahaolana ara-teknolojia ho an'ny olon-tsotra, matihanina ary orinasa. Manolotra ihany koa izahay serivisy amin'ny sary ara-panatanjahantena, sary an-dalambe, sary momba ny tontolo iainana ary sary ara-barotra. Miaraka amin'ny fomba fiasa matihanina sy mifantoka amin'ny kalitao, dia manolo-tena izahay hanome tolotra sy vokatra azo itokisana, mifanaraka amin'ny filan'ny mpanjifa tsirairay.
------------------------------------------------------------------------------------
English 🇬🇧
MIRO was founded on January 7, 2020, in Ivandry by Micka RAHARISON, son of RALISON and RAIVOMANANA. Since its establishment, MIRO has been active in both professional photography and the sale of computer equipment, electronic devices, and related accessories. We provide photography services for weddings, engagements, birthdays, and various events, while also offering technology products and solutions for individuals, professionals, and businesses. Our services also include sports photography, street photography, environmental photography, and commercial photography. With a professional approach and a strong commitment to quality, we strive to deliver reliable services and products tailored to the needs of every client.