05/04/2026
Ny , marika hita maso ny fitiavana sy fifanekena, satria raha ny endriny ivelany dia boribory tsy misy fiandohana na fiafarana, midika fa maharitra sy tsy tapaka ny fitiavana.
Izany no mahatonga ny peratra ho singa manan-danja indrindra amin’ny fotoana fiançailles (vodiondry Malagasy)
Raha ny fomba mahazatra dia hafenina ao anaty amboaram-bonikazo (bouquet des fleurs) izy io ary ao ravehivavy no mikaroka azy.
Ankehitriny, tsy tahak'izay intsony no zava-misy, avela hitady ravehivavy ka rehefa afa-po izy dia tonga moramora avy eny ambony ny mitondra ilay izy…
🥰 Lasa moment feno surprise sy émotion ilay fotoana kely fanolorana peratra ary mipetraka ho tadidy foana.
Lasa tian’ny mpifankatia amin’izao fotoana izy io hany ka lasa fanao matetika rehefa amin'ny fotoanan'ny fanateram-bodiondry , satria mampifangaro ny sy , ka mahatonga ny vodiondry ho mbola mahafinaritra ny manatrika azy.
© Immagini Mg | Photographe & Vidéaste
☎️ 034 68 813 09