Kim Eric_Photographe

Call

Kim Eric_Photographe -Photographe événementiel-Portraitiste

✨🔥 Ny kanto tsy tenenina fa aseho!Elaela tsy nizara sary teto amin'ny pejy, fa indro miverina indray izahay miaraka amin...
06/11/2026

✨🔥 Ny kanto tsy tenenina fa aseho!

Elaela tsy nizara sary teto amin'ny pejy, fa indro miverina indray izahay miaraka amin'ireto sary miavaka avy amin'ny défilé de mode ireto. 📸👗

Araho tsy tapaka ny pejy fa mbola maro ny sary tsara tarehy ho avy! ❤️

📅 Efa misokatra ny réservation!
📞 038 15 255 36 (WhatsApp & Appel)

Kim Eric_Photographe – Ny fotoana tsara indrindra, avadika ho fahatsiarovana!

22/10/2026

❤️‍🔥 ELAELAELA TSY NIZARA VIDÉO… FA MIVERINA INDRAY! 🎬✨

💍 Vodiondry Malagasy 🇲🇬 — kolontsaina, fitiavana ary hafaliana mampiray ny fo! ❤️

Indro kely ny ambiance tamin’ity vodiondry niavaka ity, izay nampivondrona ny Merina sy Antaisaka. 🥰🔥

📸 Tsy ho ela ny sary sy ny vidéo manaraka, koa araho hatrany ny pejy!

🇫🇷 Après une petite absence, nous revoilà ! Découvrez un aperçu de ce magnifique vodiondry malagasy, entre culture, amour et ambiance inoubliable. ❤️🎥

📷 Team Kim Eric Pictures et Kim Eric 📷
📞 Réservation : 038 15 255 36

💍❤️ Ny fotoana mandalo, fa ny sary mitoetra mandrakizay! 📸✨📷🎥🚁 Photographe • Vidéaste • Droniste 📩 Réservation ouverte !...
04/10/2026

💍❤️ Ny fotoana mandalo, fa ny sary mitoetra mandrakizay! 📸✨
📷🎥🚁 Photographe • Vidéaste • Droniste 📩 Réservation ouverte ! Aza miandry ny fotoana handalo vao hitady mpaka sary! 🔥
📞 Contact / WhatsApp : 038 15 255 36
Kim Eric_Photographe ❤️📸

30/09/2026

🔥 IMERINTSIATOSIKA — RN1, tanàna iray mandroso hatrany! 🚁✨
Avy eny ambony, hita mazava ny hakanton’i Imerintsiatosika, ny fivezivezen’ny mponina ary ny fivoaran’ny tanàna. 🏙️❤️
Imerintsiatosika, kaominina manana ny lazany ary mbola mandroso hatrany. 🇲🇬
🎥 Vidéaste : Kim Eric Pictures
🚁 Droniste : Razafimahefa Tojonirina
📸 TEAM KIM ERIC PICTURES
👉 Tsy maka sary sy vidéo fotsiny izahay, fa mitantara sy mampiseho ny hakanton’ny toerana amin’ny fomba hafa! 🔥
📞 Contact : 038 15 255 36
🙏 Minjereva finaritra tompoko! ❤️

🤍 Ny fomban-drazana no lova sarobidy indrindra. 🇲🇬✨Faly izahay mizara aminareo ireto fotoana nahafinaritra nandritra ny ...
07/08/2026

🤍 Ny fomban-drazana no lova sarobidy indrindra. 🇲🇬✨
Faly izahay mizara aminareo ireto fotoana nahafinaritra nandritra ny Vodiondry Malagasy, fotoana feno hasina sy fihetseham-po. 📸❤️
Raha tianao ho voatahiry amin'ny sary sy horonan-tsary manara-penitra ny lanonanao, dia matokia anay.
📸 Mandray réservation foana izahay ho an'ny: 💍 Vodiondry • Mariage • Fiançailles • Baptême • Anniversaire • Événement rehetra
🎥 Photographe | Vidéaste | Droniste 📩 Kim Eric_Photographe – Alefaso hafatra izahay raha mila réservation na fanazavana.

✨ Ny fotoana tsara dia mandalo, fa ny sary kosa mitoetra mandrakizay. 📸Avelao izahay hitahiry ny fotoana sarobidy indrin...
29/07/2026

✨ Ny fotoana tsara dia mandalo, fa ny sary kosa mitoetra mandrakizay. 📸
Avelao izahay hitahiry ny fotoana sarobidy indrindra amin'ny kalitao sy fitiavana ny asa. ❤️
💍 Mariage • 💖 Fiançailles • 🎂 Anniversaire • 👶 Baptême • 🎉 Événement rehetra
🎥 Photographe | Vidéaste | Droniste
📩 Mandray réservation foana izahay.

Address

Rn1
Antananarivo

Telephone

+261343918994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kim Eric_Photographe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category

Nearby photography services