Lakants'Art

Lakants'Art "Le temps passe , mais la photo reste." Alors, n'hésitez pas à nous contacter pour plus de renseignements. Merci.

Lakants'Art et ses équipes réalisent votre projet Photographique,prise de vue,développement,retouches,et l’impression des images.

👉 TOHINY FARAMPARANY...Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro...
30/04/2026

👉 TOHINY FARAMPARANY...
Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro fahatelo sy fahadimy (27 sy 29 aprily) izay notanterahina tetsy Ambohitsaina sy tetsy amin'ny HAVORIA Anosy .Nifandrimbonan'ireo Mpandihy Eto Gasikara, ahitana ny sokajin'dihy rehetra.
👉Mankafiza fotsiny aloha 😊🙏👍

👉 TOHINY...Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro faharoa (26...
28/04/2026

👉 TOHINY...
Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro faharoa (26 avril) izay notanterahina tetsy amin'ny KIANJAN'NY KANTO MAHAMASINA.Nifandrimbonan'ireo Mpandihy Eto Gasikara, ahitana ny sokajin'dihy rehetra.
👉Mankafiza fotsiny aloha fa ho avy tsy ho ela ny sary manaraka😊🙏👍

Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro faharoa (26 avril) iza...
27/04/2026

Sombin-tsary nopihina nandritra ny Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny DIHY 2026,andro faharoa (26 avril) izay notanterahina tetsy amin'ny KIANJAN'NY KANTO MAHAMASINA.Nifandrimbonan'ireo Mpandihy Eto Gasikara, ahitana ny sokajin'dihy rehetra.
👉Mankafiza fotsiny aloha fa ho avy tsy ho ela ny sary manaraka😊🙏👍

Address

Ambohijatovo
Antananarivo
101

Telephone

+261330300080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lakants'Art posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lakants'Art:

Shortcuts

Share