04/10/2020
Tia sy liana amin'ny tontolo sary ve ianao ? Na manana fitaovana fakana sary mipetrapetaka ka te hitrandraka an'izany ?
Tongasoa ato amin'ny " behind the sary " iresahana izay rehetra mikasika ny tontolon'ny sary ary maro ny lohahevitra sy fizarana hatao .Hisy koa ireo vahiny hitafatafa hiaraka amintsika hitafatafa ka manasa antsika rehetra hanaraka ity pejy ity.
Hanombohana azy dia lazalazao aminay ny tianareo atao lohahevitra fa ho resahantsika amin'ny horonan-tsary manaraka izany.
📷jeanfidele lelouche :https://mbasic.facebook.com/jeanfidele.muhirenjara.9?refid=12
pejy :https://mbasic.facebook.com/kyounPhotography
IG: dark_ink_paper
📷njara h. ran : https://mbasic.facebook.com/anjara.randrianarivelo?ref_component=mbasic_home_header&ref_page=%2Fwap%2Fprofile_timeline.php&refid=17
pejy :https://mbasic.facebook.com/njarahran/?refid=17
IG: njara_h_ran