01/05/2024
Ela ela tsy nifankahita dia inty ary aho sy ny fangalako sary..... mbola betsaka ny daty dispo......
Evénement rehetra (Demi-journée ou une journée ou plus)
Shooting indoor, outdoor.....
Fandrio dieny izao ny daty ary fa mirary sarany
(Photo, video, drône)