07/01/2023
Arabaina isika rehetra nahatratra ny taona 🥳
Mirary taom-pahasoavana sy fahombiazana.
Vaovao ny taona, apetraho ny tanjona, apetrao ny vina ho tratrarina, meteza ho olona tsaratsara kokoa nohon'ny omaly 🙂
Nipetraka ho modely indray ah tamin'ity sary ity, I MikajY no naka ny sary 📸, araho ny pejiny fa isan'ny namana mahafinaritra sy manan-talenta 😊