Belle Photo à Andraisoro

Belle Photo à Andraisoro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Belle Photo à Andraisoro, Photographer, Antananarivo.

fanambarana hoan'ny taxibe mitokona ireto no fitsipika tsmaintsy arahanlisany reo ra tsy izany ifampinan'ny amaniny eto ...
24/06/2026

fanambarana hoan'ny taxibe mitokona
ireto no fitsipika tsmaintsy arahanlisany reo ra tsy izany ifampinan'ny amaniny eto tsika .
* tandremo tratranay miodina andalana lisany n'a ariva b n'a embouteillages be ( ataovy tonga tsara eny amin'ny farany ny olona)
*tandremo tratranay manivanolona fa hoe biriky be fa d ( hifamono isika )
* ny frais dia tokana fa tsy izay tilisany tononina no tononina.
* mila misasa lisany receveur fa tsy kisoalahanlisany izahay hiana ny maimbo sy havoretranlisany eo fn .(mampandoha ,mamparary )
* aza be fanontaniana oe aiza no miala fa hainay izay alehanay ( manontany izahay rehefa tsy mahita fa tsy ialahy no ma.didy izay tianay ialana)
* misy cahiers d charge ialahisany fa tsy izay tinlah atao no atao eo. ( izahay no patron anlisany , mila hajaina )
* migrevy zao lisany io sady manao lohamboto eraky nu lalana ( mamaky pneu ana taxibe zay miasa , mamaky fitaratra , mandroaka olona , manelingelina anay izay mampiasa lalana nefa tsy misy hidiranay ilay izy. managona bandy jiolahimboto bdb manakorotana. )
D hifankahita isika manomboka eto, vahoaka koa izahay milaza amilisany zao oe : TAKIO TSARA IZAY TOKONY TAKIANA FA NY ANAY IREO EO AMBONY EO IREO.
remarque : Tsy misy dikany aminay olona 28 ao anaty bus no mamono anlisany 2 ( chauffeur sy receveur ) ra vao teatranay mandika sy tsy manaraka ireo lalana ireo lisany.
Ndao ary e......

😋😊ANDAO HIRAY HINA RY MPANDEHA BUS AH🥱

26/05/2026
🤗😇Afaka mandefa Mp aminay izay Topony, sendra nandalo hariva teny Ambany Atsimo teny ny Admin no nahita an'ity   mbola m...
23/05/2026

🤗😇Afaka mandefa Mp aminay izay Topony, sendra nandalo hariva teny Ambany Atsimo teny ny Admin no nahita an'ity mbola mijajika be ity teny andalana, ohatran'ny nisy akanenjinenjika izany dia taraiky teny angamba ity kiraron'lery ity, mbola mijajika tsara ilay izy ah, sa ahoana fahitanao azy. Mametraka kely ianao raha anao ity dia mifanao fotoana dia ameko anao any fa tsisy atonona an'lery tato an'tanana sady ataonay inona koa kiraro hilany.🥱
Vilomaa😃🤣🥱

16/11/2025
Afaka mandefa Mp ato amin'ny Pejy izay mila Tee-Shirt Gen-Z Andraisoro   fa vonona hanome fahafaham'po hoanareo izahay a...
16/10/2025

Afaka mandefa Mp ato amin'ny Pejy izay mila Tee-Shirt Gen-Z Andraisoro fa vonona hanome fahafaham'po hoanareo izahay amin'ny vidiny mirary dia mirary.

15/10/2025

🥱

🤗Partageo Au Max raha Pour amin'ity hevitra ity ianao.😇
15/10/2025

🤗Partageo Au Max raha Pour amin'ity hevitra ity ianao.😇

15/10/2025

🥱MANGATAKA IHANY KOA IZAHAY TOMPOKO NY HANAFOHANANA IREO PD ETO ANDRAISORO IREO FA MANIMBA NY IMAGEN'NY TANANANTSIKA
INDRINDRA REO AO ANTSENAKELY IREO😜

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Belle Photo à Andraisoro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category