Zoom vision fahatsiarovana

Zoom vision fahatsiarovana 📸 Zoom Vision Fahatsiarovana
Mitahiry ny fotoana sarobidy amin’ny sary sy vidéo – mariage, événements, famille sns...
Contact : 0340727384

18/03/2026

🤣Zandrinay rehefa tratra manao raharaha Kely
Abonné page
fans

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Antsa Raharivololona, Lari Maminirina, HäsiNjãkå Tantely Fifãliãnå, Helisoa...
24/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ny Antsa Raharivololona, Lari Maminirina, HäsiNjãkå Tantely Fifãliãnå, Helisoa Andriamparany, Soa Olidiah Soa, Irsylla Miasaharisoa, Razafindraibe Andry, Skann Animateur, Mïckãëllã Sãrõbïdy, Tinah Stephanie Michel, Isika Telo, Vololonirina Tahirinihaina, Valisoa Rakotoarimamonjy, Ericka Ras, Luciana RM, Tolojanahary Fanomezantsoa, Løvą Añdriånina, Bou Tsou, Fanomezantsoa Mampionona, Tanjona, Iandrianina Ny Aina, Domoina Ramanankosambatra

Faly izahay mahazo hafatra toy izao…Midika izany fa voatahiry tsara ilay andro sarobidy ❤️Ny tanjonay dia tsy maka sary ...
24/02/2026

Faly izahay mahazo hafatra toy izao…
Midika izany fa voatahiry tsara ilay andro sarobidy ❤️

Ny tanjonay dia tsy maka sary sy vidéo fotsiny,
fa mitahiry fahatsiarovana ho velona mandrakizay.

Misaotra tamin’ny fitokisana 🙏
Izahay eto hatrany hanome ny tsara indrindra ho anareo.
📸 Photo | 🎥 Vidéo | 🚁 Drone

📩 Message privé raha mila infos na réservation
📞 034 07 273 84

23/02/2026

Misy Ranomaso tena faly ihany koa… tsiky feno fanantenana… 🤍

Fanamafisana fitiavana eo anatrehan’ny rehetra.
Ny cortège sy ny préparation voarakitra amin’ny zoro miavaka, manome endrika hafa ny tantaranareo.

Tsy sary sy vidéo fotsiny… fa fahatsiarovana velona hitahiry ilay andro sarobidy.

✨ Te hanana souvenir miavaka sy manaitra fo koa ve ianao?
📩 Mifandraisa aminay dieny izao – toerana voafetra isam-bolana.

21/02/2026

Fitin_tsary 📷 sur terrain sy sur post production

ZOOM vision fahatsiarovana
Lucien Andriamanjaka
Aro andria

✨ Fanambadiana Malagasy – Toky ❤️ Nasohavina ✨Fanambadiana tena malagasy,miorina amin’ny toky, fanajana ary lanjan’ny ra...
20/02/2026

✨ Fanambadiana Malagasy – Toky ❤️ Nasohavina ✨

Fanambadiana tena malagasy,
miorina amin’ny toky, fanajana ary lanjan’ny ray aman-dreny 🤍

Tsy fety tsotra fa fanorenana tokantrano voahasina arakany soatoavina.
Ny antsipiriany rehetra, ny fihetseham-po, ny tso-drano…
dia voatahiry an-tsary sy horonan-tsary ho fahatsiarovana mandrakizay. 📸🎥

Raha mikasa hanao fanambadiana malagasy ianareo ,
izahay dia hitahiry an-tsary📷 ✈️ 🎥 ny andro nareo amin’ny fomba manaja
📞 Contact: 034 07 273 84
📩 Hafatra miafina ato pejy
📍 Zoom Vision fahatsiarovana
Abonné pejy 😊

👉 De tag-o ilay olona hiara-hanorina tokantrano aminao 🤍 sy ilay namanao tokony efa anambady iny 🫣

20/02/2026

Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Angela Mendrikiniaina

💍 Vodiondry – 14 Février | Hasiny & SalohyTamin’ny 14 Février, andro fitiavana, no nanatanterahan’i Hasina ❤️ Salohy ny ...
19/02/2026

💍 Vodiondry – 14 Février | Hasiny & Salohy

Tamin’ny 14 Février, andro fitiavana, no nanatanterahan’i Hasina ❤️ Salohy ny vodiondry.

Fotoana naneho fanajana ray aman-dreny sy hanadahy, niaraka tamin’ny kabary sy tsodrano.
Lanonana nanamafy ny fifamatorana, fanorenana vaton_fatsika ny fitiavana ho fiandohan’ny tokantrano sambatra.

🎥 Te hanana sary sy vidéo manaitra sy manandratra ny lanjan’ny lanonanao?
Atolotray anao ny fakàna sary sy horonantsary voalamina tsara, hanome endrika miavaka ny tantaranao.

📩 Mifandraisa aminay dieny izao – voafetra ny daty azo famandrihana.

Téléphone / WhatsApp
📱 034 07 273 84

18/02/2026

Mazava be kosa ity 🎥 Rehefa misy vidéaste voatendry, avelao izy hanao ny asany 🙏

Mba ho voatahiry tsara ny moment an’ilay andro, aza mijanona eo anoloan’ny caméra.

✨💍 Mariage – 07 Février 2026 💍✨Andro iray feno fitiavana…Andro iray nanombohan’ny fiainana vaovao ❤️Ny tsiky, ny ranomas...
17/02/2026

✨💍 Mariage – 07 Février 2026 💍✨

Andro iray feno fitiavana…
Andro iray nanombohan’ny fiainana vaovao ❤️
Ny tsiky, ny ranomaso fifaliana, ny fijery mifampitady…

ireo no fahatsiarovana sarobidy indrindra rehefa mandeha ny taona.
Raha mbola mitady olona hitahiry ny andronao amin’ny fomba voajanahary sy feno fihetseham-po ianao,

misokatra ny daty ho an’ny 2026 ✨
📅 Réservation 2026
📞 034 07 273 84
📩 Mp misokatra ho an’ny fanontaniana sy devis

Aza avela ho fahatsiarovana ao an-tsaina fotsiny…
Ataovy sary velona hijanona mandrakizay 🤍


Makeup Valérie Rtm
Dj Fanou
Animateur skann raz Mc animateur
Espace faciada

🚀 Tsy sary tsotra… fa VAROTRA EMOTION 📸🎥Ny olona tsy mividy sary,👉 mividy fahatsiarovana👉 mividy fihetseham-po👉 mividy f...
10/02/2026

🚀 Tsy sary tsotra… fa VAROTRA EMOTION 📸🎥
Ny olona tsy mividy sary,
👉 mividy fahatsiarovana
👉 mividy fihetseham-po
👉 mividy fotoana tsy hiverina intsony

Izahay no miandraikitra:
✨ sary mazava
✨ vidéo manaitra

🎯 Raha te hatsiaro fona ilay fotaona mamy antsoy izahay, fa sarany tena mora

Réservation :
📱 Téléphone / WhatsApp : 034 07 273 84

⚠️ toerana voafetra — izay tonga aloha no raisina
🙏 Raha tianao ny vokatra: ❤️ ataovy j’aime
💬 mametraha commentaire
🔁 mizara amin’ny namana





Address

0346767313
Antananarivo
IMAGE

Telephone

+261340727384

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zoom vision fahatsiarovana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zoom vision fahatsiarovana:

Share