Karibo

Karibo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karibo, Photography Videography, Bureau N°1, 1ère Etage Immeuble Jacaranda, Antananarivo.

Karibo est une émission télévisé qui a pour objectif de promouvoir le tourisme local et de faire connaitre les lieux et site touristique peu connu dans la grande île

11/12/2020

Rehefa zoma ny andro de manaraka asa (métier) du tourisme iray isika ao am Zana-pandaharana Karibo ( ao arinan ny vaovao maraina TVM)

Anio zoma 11 Décembre, asa momba ny Kite-Surf no arahintsika. 🏄‍♂️🏄‍♂️

Raha misy fiaraha-miasa tinareo atao miaraka am Karibo aza misalasala miantso 0341128369 / 0345210302 (responsable Marketing 😉)

Send a message to learn more

Mbolatsara antsika jiaby 😁Any am Faritra avaratra indray no itondrana anareo an-tsary nanomboka tam ty erinandro ity.Koa...
10/12/2020

Mbolatsara antsika jiaby 😁
Any am Faritra avaratra indray no itondrana anareo an-tsary nanomboka tam ty erinandro ity.
Koa aza adino ary ny manaraka tsy tapaka isanandro ao arinan ny vaovao maraina TVM (fandaharana Karakory) 😉
vitsivitsy tam nanao tournage les 3 baies sy Oranjia ary ny plage Ramena.
Rubrique androany 10 Décembre 2020.
Bonne journée oh

16/10/2020

Karakory antsika jiaby e, aza adino ny manaraka ny isa-maraina @ 7H 30mn ao aorinan'ny vaovao TVM ny alatsinainy ka hatr@ asabotsy...

14/10/2020

Karibo eh 😊
Rehefa Alarobia isika dia miaraka @ Madagascar National Parc, ndao ary ho fantarintsika oe inona tokoa ny tena anjara birikin izany MNP izany ao am fandaharantsika
Karibo 14/10/2020
Mijere finaritra ary oh.

Address

Bureau N°1, 1ère Etage Immeuble Jacaranda
Antananarivo
-101-

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karibo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Karibo:

Share