Google Caméra Malagasy

Google Caméra Malagasy Sehatra iray natokana manokana hizarana sary nalaina tamin'ny GCAM na Google Caméra.

IREO SARITSIKA ANIO.
03/04/2023

IREO SARITSIKA ANIO.

   indray ny lalao niharana tamin'iny herinandro lasa iny.Maro dia maro ireo mpandray anjara ary azo zahavina tsara ny v...
02/04/2023

indray ny lalao niharana tamin'iny herinandro lasa iny.
Maro dia maro ireo mpandray anjara ary azo zahavina tsara ny vokatry ny lalao.

Hita fa tena tia mandray anjara mavitrika daholo ireo mpikambana ao amin'ny groupe 📷 GCam MG ( Google Caméra Malagasy) ary tena hita fa mivoatra be izy ireo.

Indro ireo sary nampietsika ny fon'ny be sy ny maro nandritra ny lalao ary voasokajy ho " TOP NATIONAL MALAGASY" ireto.

Aza adino ny mizara ny pejy ary araho tsy tapaka mba ahitanao sy ny namanao ny fizotran'ny fizarana ato.

Mirary weekend FINARITRA 🥰🥰🥰

IZAY MAKA IHANY NO MAHITA NY VOKANY   indray ny lalao niharana tamin'iny herinandro lasa iny.Maro dia maro ireo mpandray...
18/03/2023

IZAY MAKA IHANY NO MAHITA NY VOKANY

indray ny lalao niharana tamin'iny herinandro lasa iny.
Maro dia maro ireo mpandray anjara ary azo zahavina tsara ny vokatry ny lalao.

Hita fa tena tia mandray anjara mavitrika daholo ireo mpikambana ao amin'ny groupe 📷 GCam MG ( Google Caméra Malagasy) ary tena hita fa mivoatra be izy ireo.

Indro ireo sary nampietsika ny fon'ny be sy ny maro nandritra ny lalao ary voasokajy ho " TOP NATIONAL MALAGASY" ireto.

Aza adino ny mizara ny pejy ary araho tsy tapaka mba ahitanao sy ny namanao ny fizotran'ny fizarana ato.

Mirary weekend FINARITRA 🥰🥰🥰

Nosafidina manokana ny thème hoe MODE NUIT tamin'ito lalao farany ito. Ka indro ireto sary tafiditra TOP NATIONAL MALAGA...
13/03/2023

Nosafidina manokana ny thème hoe MODE NUIT tamin'ito lalao farany ito.

Ka indro ireto sary tafiditra TOP NATIONAL MALAGASY.

Finday AVOKOA no nakana azy ireto.

Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara ary aza adino ny manaraka ireo lalao hafa ao amin'ny vondrona GCAM MG ao.

BONJOUR DAHOLO.Ireto ndray ireo sary BEST OF tao amin'ny groupe GCAM MG ny herinandro lasa.Sary nampihetsika ny fon'ny b...
04/03/2023

BONJOUR DAHOLO.

Ireto ndray ireo sary BEST OF tao amin'ny groupe GCAM MG ny herinandro lasa.
Sary nampihetsika ny fon'ny be sy ny maro tamin'ny lalao izay niaraha nandrindra ny herinandro nitondra ny loha-hevitra oe : CINÉMATOGRAPHIQUE ( ).

Hita fa mivoatra be isika Malagasy amin'ny resaka sary indrindra amin'ny sary nalaina avy amin'ny .

Mankasitraka ireo rehetra izay mpandalina amin'ny resaka sary alaina amin'ny finday eny na ny mpankafia fotsiny aza.

Tsy voatery hividy ireny fakana Sary avo lenta ireny vao mahatafavoaka sary fa ny finday amin'izao fotoana dia efa ampy.

TÉLÉPHONE AVOKOA NO NAKANA IRETO SARY MANARAKA IREO.

Team : 📷 GCam MG ( Google Caméra Malagasy)

BONJOUR DAHOLO.Ireto ndray ireo sary BEST OF tao amin'ny groupe GCAM MG ny herinandro lasa.Sary nampihetsika ny fon'ny b...
26/02/2023

BONJOUR DAHOLO.

Ireto ndray ireo sary BEST OF tao amin'ny groupe GCAM MG ny herinandro lasa.
Sary nampihetsika ny fon'ny be sy ny maro tamin'ny lalao izay niaraha nandrindra ny herinandro nitondra ny loha-hevitra oe : PORTRAIT ( ).

Hita fa mivoatra be isika Malagasy amin'ny resaka sary indrindra amin'ny sary nalaina avy amin'ny .

Mankasitraka ireo rehetra izay mpandalina amin'ny resaka sary alaina amin'ny finday eny na ny mpankafia fotsiny aza.

Tsy voatery hividy ireny fakana Sary avo lenta ireny vao mahatafavoaka sary fa ny finday amin'izao fotoana dia efa ampy.

TÉLÉPHONE AVOKOA NO NAKANA IRETO SARY MANARAKA IREO.

Team : 📷 GCam MG ( Google Caméra Malagasy)

IREO SARY TSARA INDRINDRA NANDRITRA NY HERINANDRO .Manaraha tsy paka ny pejy.....Mirary herinandro FINARITRA.
19/02/2023

IREO SARY TSARA INDRINDRA NANDRITRA NY HERINANDRO .

Manaraha tsy paka ny pejy.....

Mirary herinandro FINARITRA.

Mankasitraka lehibe an'i Ra Sami isika nizara ny sariny......
22/01/2023

Mankasitraka lehibe an'i Ra Sami isika nizara ny sariny......

SALAMA DAHOLO ISIKA REHETRA.NDAO ASINA RENCONTRE KELY RESY ECHANGE MAHAKASIKA NY GCAM.ALATSAO EO AMIN'NY COMMENTAIRE NY ...
21/12/2022

SALAMA DAHOLO ISIKA REHETRA.

NDAO ASINA RENCONTRE KELY RESY ECHANGE MAHAKASIKA NY GCAM.

ALATSAO EO AMIN'NY COMMENTAIRE NY DATE METY AMITSIKA.

ANISAN'NY SARY NAMBABO NY FON'NY BE SY MARO NY SARY IZAY NOPIHAN'I Hezekia Randria IZAY NITONDRANA ATSIKA TANY SABOTSY N...
03/12/2022

ANISAN'NY SARY NAMBABO NY FON'NY BE SY MARO NY SARY IZAY NOPIHAN'I Hezekia Randria IZAY NITONDRANA ATSIKA TANY SABOTSY NAMEHANA ( MANANDRIANA).

MISY AN'IZAO TONTOLO IZAO ANY AN-TOERANA KA AZA MISALASALA ISIKA NY MITSIDIKA ITY TOERANA IRAY ITY RAHA SENDRA INY MBA MITSANGATSANGANA INY.

📱 REDMI NOTE 9PRO
⚙️
📷 GCam MG ( Google Caméra Malagasy)

SALAMA DAHOLO ISIKA MPANARAKA NY PEJY GCAMMG.ANISAN'NY NANAITRA NY BE SY NY MARO ITY SARY NALAIN'I NAMANA IRAY MPIKAMBAN...
26/11/2022

SALAMA DAHOLO ISIKA MPANARAKA NY PEJY GCAMMG.

ANISAN'NY NANAITRA NY BE SY NY MARO ITY SARY NALAIN'I NAMANA IRAY MPIKAMBANA ATO AMIN'NY VONDRONA ATO.

MANKASITRAKA LEHIBE IREO MPANDRAY ANJARA REHETRA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Google Caméra Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share