12/06/2026
ALLÔ BONJOUR MASERA AH
Saika hanontany ny sera@sera, miserana kely fa Mila vonjy,
Ise hono manko mifanerasera @ Setra mpivarotra tongotr'omby ?
Sempotra lery misefosefo be antsoy Seraphine tsisy farany,
fa hoe masera spécialiste @ resaka sery ka asaina afarany
Asio hazakazaka fa lavidavitra ihany ny lalana makaty an!!
Misy valava somary be lavaka lalina fa mitandrema ihany,
Rehefa Tonga eo anosisoa eo masera an,eo no mitsofoka miankavia!!
Za efa lasa fa hitanao io e, nga moa masera no tsy efa tany?
Raha sendrasendra mahita sera any masera hoe olona mila hira an,
asaivo mijery n'y page-ko izy ''Le Lucky offisialy mpamoron-kira''
Raha sendra ilainy ny contact na hoe ny WhatsApp ko dia efa mety an ''0385213317''
De aingana masera an!! Zay fa lany ity
Aingana masera an,, Zay fa lany ity hoa...
Tapaho avy any!!! Tapaho avy any oooo!!
Ao anaty tonokira ny hafatra
Princy Randriamampandrisoa
🍏🍏📸📸