Sitraka

Sitraka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sitraka, Antananarivo.

29/04/2026
🚗 ALEFA MENAKELY HO AN'IZAY HITAIZA E! 🔴Tompony mivantana.Atos kely mbola tonga na aiza na aiza, moteur milamina be fa m...
23/03/2026

🚗 ALEFA MENAKELY HO AN'IZAY HITAIZA E! 🔴

Tompony mivantana.
Atos kely mbola tonga na aiza na aiza, moteur milamina be fa misy fikarakarana kely (devoir) ho an'izay mbola hanatsara azy:

Moteur: Tena milamina, vao avy nanao vidange (entretien vita). Tableau de bord: mandeha daholo ny famantarana rehetra.
Taratasy: Acte de vente à vide. Visite mbola lavitra (faran'ny taona).

⚠️ NY DEVOIR KELY (Mora amboarina):
* Poignet varavarana (chauffeur sy aoriana droite) mila soloina fa tapaka.
* Varavarana aoriana droite misy maneno mikorintsana kely (mila vérifié-na tsara).
* Joint kely eo amin'ny delco mila soloina.
* Assurance lany amin'ity volana ity.

VIDINY: 48 millions fmg Miady varotra (azo iadivana kely).

📍LIEU: Anosizato Andrefana (akaikin'ny Shell).
📞 CONTACT: 0344057668

Miantsoa mialohaloha ihany raha handalo hijery ....

LOCATION D DE VOITURE Hivoaka ve ianareo? 🚐✨Manolotra Hyundai Starex malalaka sy madio ho anareo izahay. Sady "confortab...
23/03/2026

LOCATION D DE VOITURE
Hivoaka ve ianareo? 🚐✨

Manolotra Hyundai Starex malalaka sy madio ho anareo izahay. Sady "confortable" no tsy mifanesika, mety tsara ho an'ny dia lavitra na fitsangatsanganana na asa na zavatra hafa ...

✅ Seza malalaka (12 places fa 10 passagers)

Malalaka ny famandrihana, koa aza misalasala mandefa MP (Message Privé) na miantso mivantana!
📞0344057668

AHOANA IHANY MADAGASCAR AO? MANINTSY LAFRANSY
22/12/2025

AHOANA IHANY MADAGASCAR AO? MANINTSY LAFRANSY

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 15:00

Telephone

+261344057668

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sitraka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sitraka:

Share