17/10/2023
Salama daholo e!✌
📢 TEMPO GAIGY en live📢 partie 1
Elaela tsy pub tato @ page L&P Ofisialy noho ny fahasahiranana,
Ao anatin'izany moa ity vidéo zaraina androany ity...
Isaorana A/tra naome andro tsara...😇
Isaorana ihany koa ny terak'i RAKOTOMALALA Edmond & RAZANAMAHASOA Romaine satria noho izy ireo no anton'ity lanonana ity.
Isaorana ny mpanotrona rehetra...
Araho arý.... 😉
Lafatra Panoelson
Dave Nomenjanahary