16/05/2026
LUMIERE Part 2: Qualité an'ny lumière
Jereo ito video ito fa ilainao ito amin'ny fiainana 😁
Ato amin'ny Part 2 ato ny hahitana fa misy hoe lumière tsara sy ratsy (tsy amin'ny video ihany fa na varotra sy ny fahasalamana ary)