30/07/2026
👀 Fantatrao ve?
Misy aretina antsoina hoe Syndrome d'Alice au pays des merveilles, izay mahatonga ny olona hahita zavatra ho lasa kely dia kely nefa lehibe na ny zavatra lehibe ho lasa kely dia kely.
🧠 Tsy ny maso no manana olana, fa amin'ny fomba andraisan'ny ati-doha ny sary hitan'ny maso.
Ireto no Mety miteraka azy:
✔️ Migraine
✔️ Epilepsie
✔️ Olana amin'ny rétine
✔️ Viriosy sasany (ohatra:Epstein-Barr)
Matetika izy io no miseho amin'ny ankizy mbola kely ary miha afaka izany rehefa mihalehibe.
📲 Araho hatrany ity pejy ity fa mbola maro ireo fahalalana sy zava-mahaliana hozaraina!